Tantara tamin'ny 01 Jolay 2014
Super Pan, Olo-Mahery Misarontava Mandeha Moto Mitety Ny Tanàna Kolombiana Hizara Sakafo Hoan'ny Noana
Fantatra amin'ny anarana Super Pan izy (Mofo dipaina lehibe, amin'ny teny Espaniola), ary manome mofo dipaina hoan'ireo olona sahirana ao an-tanàna Kolombiana ao Bucaramanga.