- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zon'ny Mpamorona Creative Commons 101 : Mampiasa Izany Araka Ny Tokony Ho Izy Ve Ianao?

Sokajy: Fitaovana, Mediam-bahoaka, Rising Voices

Nahita ity sary lehibe ity izahay tao amin'ny Tasharuk [1], habaka vaovao sy fanangonan-doharanom-baovao amin'ny teny Arabo sy Anglisy avy amin'ny SMEX [2]. Tao amin'ny Foter.com [3]no namoahana voalohany ny sary.

Creative Commons Photos [3]Ahoana no Hanomezana Ny Sary Creative Commons [3] avy amin'ny Foter [4], (CC BY 3.0 [5])