Manokana: Hazakaza-Dava Etsy Sy Eroa

Inona avy ireo olan'ny fifamoivoizana amin'ny fivezivezen'ny olona any amin'ny firenenao?

Ho an'ity andiany manokana ity, nandray anjara nandefa tantara kely avy any aminy ireo mpanoratry ny Global Voices avy amin'ny firenena samihafa hanasongadinana ny fahaiza-mamoron'ireo olom-pirenena manoloana ireo fanamby atrehan'ny fitaterana iraisan'ny daholobe ka hatramin'ny tsy fanjarian'ny drafi-panorenana hita miverimberina eny an-tanàn-dehibe.

Inty lohahevitra iray izay mitondra ny olona ho eny an'arabe noho ny antony maro. Tamin'ny taona lasa, vanja nandrehitra ny hetsi-panoherana faobe tany Brezila ny fisondrotan'ny saran'ny fiara fitateram-bahoaka tao Rio de Janeiro. Ary manerana izao tontolo izao, tompon'ny làka any amin'ny toerana tsy ampoizinao hisy azy akory ny fampiroboroboana ny fivoizana bisikilety.

Raha tianao, tsy hoe olan'ny mpandeha an-tongotra fotsiny izy io…

1.  Ao Bangladesh, Mivoy Bisikilety Mba Ho Afaka Amin'ny Fitohanana Mampiteny Ny Maona Ao Dhaka

Traffic jam is a regular feature in Dhaka city. Image by Firoz Ahmed. Copyright: Demotix (25/7/2012)
Zavatra mahazatra ny maso ao Dhaka ny fitohanan'ny fifamovoizana. Sary an'i Firoz Ahmed. Fizakàmanana Demotix (25/7/2012)

2. Raha Mila Mandalo Aty Madagasikara Ianao?

Rickshaw in Madagascar

3. Tsy Tian'Ireo Any Ivelan'ny Renivohitra Ireo Fiarabe ‘My Love’ Haphazard Any Môzambika

My love trucks

4. Nataon'i Japana Ho Toy Ny Fandrotsirotsiana An'ireo Ray Aman-dreny Ny Fitateram-Bahoaka

Photo of crowded train in Japan by flickr user Tom(CC BY-NC-SA 2.0)
Fiaran-dalamby mihizina any Japana. Sary an'i Tom, mpampiasa Flickr. CC BY-NC-SA 2.0

5. Mampiasa Indray Ny Araben'i Puerto Rico…Eny Ambony Bisikilety

Ciclistas corriendo bicicleta en el Viejo San Juan, ciudad capital de Puerto Rico. Imagen tomada de video.
Mitaingina bisikilety eny amin'ny arabe tranainy San Juan, renivohitr'i Puerto Rico. Sary avy amin'i video.

6. Ny Fiarandalamby Ambanin'ny Tany: Ain'i Tananan'i New York

NYC Subway
Sary an'i RomanK Photography, mpampiasa Flickr. CC BY-NC-ND 2.0.

7. Fiara Fitateram-Bahoaka Miverina Ho Ao Kambodza Renivohitra

New bus in Cambodia

8. Coasters, Combis ary Fikorontanana: Fitateram-Bahoaka Ao Lima

Combi and Coaster minibuses in Lima. Photo by Flickr user Solangel Giannopoulou. CC BY-NC-ND 2.0
Combi sy minibus Coaster ao Lima. Sary an'i Solangel Giannopoulou. mpampiasa Flickr. CC BY-NC-ND 2.0

9. Topimaso Amin'ny Metro Ao An-tanànan'i Meksika

A Look at the Mexico City Metro

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.