Shily : Namono Sy Nandrava Ilay Ala Nirehitra Tany Valparaíso
FANITSIANA: Araka ny tatitra nataon'ny gazety Shiliana El Mercurio [es], tamin'ny harivan'ny Alatsinainy 14 Aprily dia 15 no maty, 11.000 tsy manan-kialofana ary velaran-tany 1.140 hektara no kilan'ny afo , trano maherin'ny 2.500 no may araka ny vinavinan'ny manampahefana.
Tamin'ny alin'ny Sabotsy 12 Aprily, trano maherin'ny 500 tao amin'ny havoana amin'ny tanàna amorontsirak'i Valparaiso any Shily no kilan'ny afobe tsy nisy tahaka izany. Nanapa-kevitra ny mpitondra mba hamindra toerana ireo olona 3.000 ary naniraka ny tafika ho any amin'iny faritra iny mba hanampy amin'ilay loza.
Tamin'ny alatsinainy 14 Aprily, trano 2.000 no kilan'ny afo ary olona 17.000 no nafindra toerana. 12 no maty ary 8.000 no tsy manan-kialofana noho ilay afo. Mbola niasa nanao izay hifehezana ny afo izay mbola nihanaka tamin'ny havoanan'ny fitodian-tsambo ireo ekipan'ny mpamonjy voina tamin'ny 15 Aprily 2014. Faritra iraikambin'ny folo no tratran'ny afo ary velaran-tany 850 hektara no may.

Sary ahitana ny momba ilay afo, aparitaky ny [es] El Mercurio.
Ambaran'i Angélica Mora ao amin'ny bilaoginy Notes from a Reporter ( Rakitra avy aminà mpanao gazety) [es], ny nanombohan'ny afo ary manome vaovao misimisy kokoa izy :
El siniestro, que abarca ya unas 270 hectáreas, comenzó como un incendio forestal en el camino La Pólvora, pero el fuerte viento hizo que se propagase a las zonas pobladas de los cerros La Cruz, El Vergel, Las Cañas y Mariposas.
[…]
Una enorme columna de humo, que está causando problemas respiratorios, especialmente a la población infantil y a los ancianos, se puede observar a decenas de kilómetros del lugar. En la extinción del incendio, que comenzó minutos después de las 16 del sábado y que fue creciendo a medida que avanzaba la tarde, trabajan unidades de bomberos de seis provincias, policías y equipos aéreos y terrestres de la Corporación Nacional Forestal y la Oficina Nacional de Emergencia.
[…]
La mayoría de las viviendas de Valparaíso, donde viven unas 250.000 personas, están construidas con material ligero, fácilmente inflamable, lo que unido al viento hace que los incendios sean frecuentes, pero no se recuerda alguno de esta magnitud.
Nanomboka tamin'ny firehetan'ny ala tao amin'ny làlan'i La Pólvora izay nandrakotra velaran-tany 270 hektara ilay loza, saingy nisy rivotra mahery nampihanaka azy ho any amin'ilay havoana be mponin'i La Cruz, El Vergel, Las Cañas ary Mariposas.
Andrin-tsetroka matevina, izay niteraka olana ara-pisefoana, indrindra tamin'ny ankizy sy ny antitra, no tazana hatrany amin'ny 10 km mahery. Mpamono afo avy amin'ny faritany enina, mpitandro filaminana ary hatramin'ireo ekipa an'habakabaka sy ety an-tanetin'ny Sampan-draharaham-pirenena momba ny Ala sy ny birao nasionalin'ny mpamonjy voina no niasa namono ny afo nanomboka ny sabotsy taorian'ny tamin'ny 4 ora hariva ary nitombo arakaraky ny fioson'ny tolakandro.
[…]
Matetika vita amin'ny fitaovana mora may, izay rehefa ampian'ny rivotra dia mitera-doza, ny ankamaroan'ny trano onenan'ny mponina 250.000 any Valparaiso, nefa tsy mbola nisy tahaka ity.

Sary ao amin'ny Flickr avy amin'ny mpisera retoricaca (CC BY-NC 2.0)
Nangataka fanampiana ho an'ireo tra-boina ny 4320 blog [es] :
Herramientas de mano. Guantes y bototos de seguridad. Cascos de seguridad. Chalecos refractantes de seguridad. Carretillas de mano. Planchas para auto construcción. Calaminas. Víveres no perecibles. Pañales para niños y adultos. Ropa de cama. Agua. Artículos de aseo. Ropa para niños (en buen estado). Utensilios para la casa. Artículos de colegio para niños y Otros elementos que ustedes estimen pertinentes.
Ireo fitaovam-piasàna entin-tànana, ny baoty sy ny fiaro tànana. Aro loha. Akanjo fiarovana misy tamberin-kazavana. Borety. Vy ho anà fanorenana. Vy miolana. Sakafo tsy mety simba. Lamban-jaza sy ho an'ny lehibe. Fitaovana handriana. Rano. Trano fidiovana. Akanjon'ankizy (mbola tsara). Fitaovana fampiasa ao an-trano. Fitaovam-pianarana ho an'ny ankizy ary fitaovana hafa izay heverinao fa ilaina.
Mandritra izany fotoana izany no nizaran'i ARG Noticias [es] ny tenin'ny Filoha Michelle Bachelet:
La presidenta de Chile, Michelle Bachelet, catalogó la tragedia como “el peor incendio de la historia de Valparaíso” y no descarta que la cifra de víctimas fatales pueda aumentar con el paso de las horas. Asimismo, anunció la suspensión de su gira por Argentina que comenzaría mañana [martes 15 de abril] para poder reunirse con su Gobierno y definir una gestión “eficiente” en el Puerto.
La mandataria encabezó ayer [domingo 13] un comité de emergencia en la ciudad portuaria y, por la tarde, visitó dos albergues habilitados en la Parroquia San Juan Bosco y en el colegio Gaspar Cabrales.
Nosokajian'ny Filohan'i Shily, Michelle Bachelet, ho ” ny afo ratsy indrindra teo amin'ny tantaran'i Valparaiso” iny loza iny ary ahiany fa mbola mitombo ny isan'ny maty arakaraky ny androsoan'ny ora. Nambarany ihany ko any fampiatoany ny fandehanany any Arzantina izay voaomana hanomboka ny ampitso [ Talata 15 Aprily] mba hahafahany mivory miaraka amin'ny governemantany sy hamaritra fitantanana “mahomby” ho an'ny fitodian-tsambo. Notarihan'ny Filoha ny komitin'ny vonjy taitra ao amin'ny tanànan'ny fitodian-tsambo omaly [ Alahady 13 Aprily] tolakandro, sy ny famangiana ireo toby roa fialofana nametrahana ireo tra-boina ao amin'ny fiangonan’ i San Juan Bosco sy ny sekoly Gaspar Cabrales.
Marobe ny fanehoan-kevitra ao amin'ny Twitter, toy ity an'i BioBio Chile ity, mizara ny tantaran'ilay mpamono afo an-tsitrapo iray :
[FOTOS] Testimonio de un bombero voluntario, héroe del voraz incendio de Valparaíso http://t.co/WvNmTY6OFp pic.twitter.com/X11PFozbqz
— BioBioChile (@biobio) April 14, 2014
[PHOTOS] Fijoroana vavolombelon'ilay mpamono afo an-tsitrapo, maherifon'ny afo mahery vaika tany Valparaiso.
Ireto ihany koa misy fanavaozam-baovao momba ny afo :
Incendio bajó su intensidad pero mantiene al menos tres focos activos en Valparaíso http://t.co/HjmcLHcwJk
— ADN Radio Chile (@adnradiochile) April 14, 2014
Efa nihena ny herin'ny afo fa misy toerana telo mbola tsy maty ny afo any Valparaiso.
Hasta 20 días podría tardar en ser extinguido el incendio en Valparaíso, alertan rescatistas chilenos http://t.co/Io6oMlkxJa
— Revista Emeequis (@emeequis) April 14, 2014
Mety ho 20 andro vao maty ny afo any Valparaiso hoy ny fampitandreman'ireo mpamonjy voina Shiliana.
Colegio Médico llama a sus socios a colaborar asistiendo a las víctimas del #incendio en Valparaíso http://t.co/tSqamp0Uaa [f]
— @Canal_Chile (@canal_chile) April 14, 2014
Miantso ireo mpiara-miasa mba hifanampy aminy amin'ny famonjena ireo tra-boina noho ny #afo any Valparaiso ny fikambanan'ny mpitsabo.
Etsy andanin'izany, misy vaovao hafa notaterina mifandraika amin'ny afo :
RT !Aquí los centros donde se puede donar y ayudar a los damnificados por el incendio en Valparaíso http://t.co/uTIAL9vHnB @vazqueznico
— ❤ (@DatosEuge) April 14, 2014
RT! Eto no toerana izay azonareo hanaterana ireo fanomezana hanampiana ireo tra-boina noho ny afo tany Valparaiso.
[FOTOS] Jóvenes veterinarios atienden a las mascotas afectadas por el incendio de Valparaíso ===> http://t.co/6r9fygLl2N
— Diario Publimetro (@PublimetroChile) April 14, 2014
Nokarakarain'ireo tanora mpitsabo biby ireo biby fiompy tratra ny afo tany Valparaiso.
Violación de una niña en medio del incendio de Valparaíso terminó con golpiza al abusador ===> http://t.co/ByPTQkYT0Z
— Diario Publimetro (@PublimetroChile) April 14, 2014
Niafara tamin'ny daroka tsy misy indra fo nanjo ilay mpanararaotra ny fanolanana ankizivavy tao afovoan'ny afo tany Valparaiso.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...