Tantara tamin'ny 16 Avrily 2014
Shina : Voaloton'ny Benzene, Akora Simika Miteraka Homamiadana, Ny Rano fisotro Tao Lanzhou
Benzene, ranoka simika mahatonga homamiadana, no hita tao amin'ny rano fisotron'ny ao an-tanàna, nisy fotoana efa nihoatra avo 20 henin'ny fatra tokony ho izy izany.