Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

SARIPIKA : Fitsangatsanganan'ny Japoney Eny Ambany Voaroy Mamelana

Tonga ny fotoam-pamelanan'ny voaroihazo (na voaroy) any Japana. Fomba iray any Japana ahafahan'ny mpinamana, ny mpianakavy sy ireo akaiky azy miaraka sy mankafy ny sakafo sy labiera eny ambanin'ny hatsaran'ny sakura mamelana ny fandinihina ny felam-boninkazo. 

‘Ndao hamantatra ny hanami [花見] na ny hetsika fijerena voninkazo amin'ny aterineto, amin'ny alàlan'ireto angon-tsary nampiasàna ny lisansa Creative Commons manaraka ireto:

Walking underneath the full bloom of sakura can feel like walking through a floral tunnel. Photo taken April 5, 2014 by Flickr user coniferconifer. CC BY 2.0

Ohatry ny mandeha any ambany tonelim-boninkazo ny mandeha any ambany voaroy mamelana. Sary nalain'ny mpampiasa Flickr coniferconifer tamin'ny 5 Aprily 2014. CC BY 2.0

Cherry blossoms at Chidorigafuchi park near Kudanshita station in Tokyo. Photo by Manish Prabhune. The complete photo essay with travel directions can be found at website&nbsp;<a title="http://en.japantravel.com/photos/chidorigafuchi-cherry-blossoms-tokyo" href="http://en.japantravel.com/photos/chidorigafuchi-cherry-blossoms-tokyo" target="_blank">JapanTravel</a>.&nbsp;CC Attribution license

Voaroy mamelana ao amin'ny sahan'i Chidorigafuchi akaikin'ny fiantsonana Kudanshita any Tokyo. Sary avy amin'i Manish Prabhune. Mety ho hita ao amin'ny tranonkala  JapanTravel ny tatitra ara-tsary rehetra miaraka amin'ny toro-làlan'ny fitsidihana.  Lisansa CC Attribution

People eat underneath the cherry blossoms. Photo taken in Yawata, Kyoto on April 1, 2014 by Flickr user <a title="http://www.japanexperterna.se/" href="http://www.japanexperterna.se/" target="_blank">Japanexperterna</a>. CC BY-SA 2.0

Misakafo eo ambanin'ny voaroy mamelana ny olona. Sary nalain'ny mpampiasa Flikr  Japanexperterna tany Yawata, Kyoto tamin'ny 1 Aprily 2014 CC BY-SA 2.0

A cherry petal accidentally fell into a drink. Photo taken April 5, 2014 by Shogo Nozaki. CC BY-NC 2.0

Felana voaroy nianjera tsy nahy ao anaty rano hosotroina. Sary nalain'i Shogo Nozaki tamin'ny 5 Aprily 2014.  CC BY-NC 2.0

People lay out a tarp at Akashi Castle park. Photo taken April 3, 2014 by Flickr user Manuel Cansaya Jauregi. CC BY-SA 2.0

Mamelatra labasy any amin'ny toeram-pitsangatsanganan'ny mandan'i Akashi (chateau) ny olona. Sary nalain'i Manuel Cansaya Jauregi tamin'ny 3 Aprily 2014. CC BY-SA 2.0

People sleep on a tarp. It's common to see people napping under the cherry blossoms after so much drinking. Photo taken April 3, 2014 by Flickr user James Hadfield. CC BY-NC-SA 2.0

Matory eo ambony labasy ny olona. Mahazatra ny mahita olona miala sasatra eo ambany voaroy mamelana rehefa avy nisotro betsaka. Sary nalain'ny mpampiasa Flickr James Hadfield tamin'ny 3 Aprily 2014.CC BY-NC-SA 2.0

A dog enjoys the outdoors. Taking your puppy to a park where cherry blossoms are in bloom will make for great photo ops. Photo taken April 6, 2014 at National Show Memorial Park by Flickr user luckyno3. CC BY-NC 2.0

Alika mankasitraka ny fivoahana eny an-tokotany. Fotoana fangalana sary mahafinaritra ny fitondrana ny zanak'alika mitsangatsangana eny amin'ny toeram-pitsangatsanganana rehefa mamelana ny voaroy. Sary nalain'ny mpampiasa Flickr luckyno3 tao amin'ny sahan'ny National Show Memorial tamin'ny 6 Aprily 2014 CC BY-NC 2.0

Flickr user y.ganden spotted a Japanese Bush Warbler in the blooming sakura trees. CC BY-NC 2.0

Strong winds and spring showers down cherry blossom petals. Photo taken by Flickr user coniferconifer. CC BY 2.0

Rivotra mahery sy oran-dohataona manjera ny felana voaroy. Sary nalain'ny mpampiasa flickr coniferconifer. CC BY 2.0

Falling petal is also beatiful. Photo by flickr user y.ganden.(CC BY-NC 2.0)

Làlana rakotra felana voaroy. Sary avy amin'ny mpampiasa flikr  y.ganden. CC BY-NC 2.0

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.