Notsipahin'ireo mpanao fihetsiketsehana mibodo ny Antenimieran'i Taiwan ny tolo-kevitra nampahafantarin’ ny filoha Ma Ying-jeou sy ny kabinetrany tamin'ny 3 Aprily izay milaza fa “hanaramaso” ny fifanekena ara-barotra hoavy miaraka amin'i Shina.
Nolazain'ireo mpikambana ao amin'ny hetsika #CongressOccupied ho “babangoana, tsy marina ary mandiso fanentanana” ilay tolo-kevitra izay tsy manome sehatra hoan'ny fandraisana anjaran'ny olom-pirenena sy fahefana hoan'ny Antenimiera mba handray anjara amin'ny fizotry ny fifampiraharahana na manova ny fifanekena – raha lazaina amin'ny teny hafa dia hijanona ao anaty “boaty mainty” ireo fifampiraharahana amin'izany fifanekena izany. Nanome lisitra ny fomba fanaraha-maso ao anatin'ny fitakiany ireo mpanao fihetsiketsehana
Ny fanoherana ny fifanekena ara-barotra eo amin'ny mpifanolotra moron-dranomasina, izay hanokafan'i Taiwan raharaham-barotra bebe kokoa amin'i Shina no mibahana ao amin'ny nosy hatramin'ny nidininan'ireo mpanao fihetsiketsehana voalohany tao ao amin'ny Antenimiera tamin'ny 18 Marsa 2014. Taiwaney atsasaky ny tapitrisa,[mg] tamin'ny 30 Marsa, no nanao fihetsiketseham-panoherana ny fifampiraharahana ara-barotra.
Teren'ny filoha handany ilay fifanarahana haingana araka izay azo atao ny antokon'ny fitondrana. Nolaviny ihany koa ny fanatontosana fivoriambe momba ny lalàmpanorenana hoan'ny olom-pirenena [zh] ary nolazainy ho heloka bevava ny hetsika fibodoana.

Sangan'asan'i Banksy misy nanova. “Tsy manam-basy na baomba izahay. Fahatezerana no mba hany anananay. Izany no antony tsy iraharahian'ny governemanta anay?” Sary avy amin'i GJ!!Taiwan. CC: NC.
Diso fanantenana tanteraka tamin'ny governemanta, fantatra amin'ny anarana hoe Mpanatanteraka Yuan i April Chuang, bilaogera politika malaza, ary niantso ny tolo-dalànan'izy ireo [zh] ho “Fandaminana hoan'ny TSY-fanarahamaso ny fifanarahana eo amin'ny mpifanolotra moron-dranomasina.”
我敢打賭,到時候真正通過的監督條例頂多把立法院拉進來,還是一部不折不扣的不監督條例。
Vitako ny mifanamby fa ny kinova farany amin'ity fitsipika ity raha be indrindra dia ny fidiran'ny Mpanao lalàna Yuan amin'ny dingana sasany, fa mbola hitoetra ho fitsipika tsy misy rafitra (fomba) fanaraha-maso hatrany izany.
Miteraka fisalasalana ho an'ny maro, fandrao nanome vahana ny foto-kevi-dehiben'ny “firenena iray” ho an'i Shina Tanibe ny fandavan'ny filoha Ma hanome fahefana ny mpanao lalàna hijery indray ny fifanarahana. Araka ny fitokisana ifampizaran'ny tontolo politika Taiwaney fatratra, dia tsy avelan'i Shina hanao fanovana amin'ny fifanarahan'ny mpifanolotra morondranomasina i Taiwan satria tsy eken'i Shina ny fijoroan'i Taiwan ho firenena manana fahefana mpanao lalàna manokana ho azy.
Naneho ny fahatezerany ao amin'ny PTT [zh], rafitra manana endrika famoaham-baovao lehibe indrindra ao Taiwan, ny mpiserasera. Ny sasany mametraka fa ny tsy fananan'ny mpanao lalàna fahefana hanara-maso ny fifampiraharahana ara-barotra dia samy hanohintohina na ny lalampanorenana na ny fiandrianam-pirenen'i Taiwan. Nanoratra, ohatra, i satyrs05:
這不是賣台約,什麼才是賣台約
Raha tsy famarotana an'i Taiwan ity fifanarahana ity dia fifanarahana tahaka ny ahoana no hamarotana an'i Taiwan?
Reporter Lee Chih-Te nanasongadina tao amin'ny Facebook [zh] fa nitsipaka ny maha-firenena an'i Taiwan ny filoha Ma nandritra ny valan-dresaka nataony:
對於「服貿能不能退回重談」這個問題,馬政府的標準答案是:「傷害國際信用,使得以後我們談……人家都會懷疑」。[…]在周六的記者會上,連我在內我記得三次有人提出「為什麼不能重開談判」的問題,馬英九不是刻意畫錯重點,就是背誦標準答案。但馬英九和他的團隊始終沒有發現,這是人家一直在做球,做球讓你這個政府至少在措詞上保留由台灣主動發動兩岸服貿協議重談的可能性,再不會的話,我替你們造個句:「重談在國際上不是沒有先例,例如…(這些例如請中經院李淳教授去找一些),但這會讓兩岸關係付出重大代價。我們目前並不考慮重談。」
拜託馬政府,不管你想不想重談,求求你們改一下標準答案。不要讓自己成為中南海認證的兒皇帝。這是我的噩夢,我相信也是你的。
Raha nanontaniana ny filoha raha afaka mitsipaka ny fifanekena misy ankehitriny isika ary hanomboka fifampiraharahana vaovao, ny valinteny mahazatra nataon'ny filoha Ma dia hoe, ” Hampidi-doza ny fitokisana antsika sy hahatonga ny vahoaka hafa hanam-pisalasalana manoloana antsika izany rehefa hanao fifampiraharahana amitsika ry zareo rahatrizay. ” [ … ] Tamin'ny valan-dresaka hoan'ny mpanao gazety nataony tamin'ny Asabotsy, tadidiko fa mpanangom-baovao telo no tao ary anisan'izany ny tenako no nanontany ny filoha Ma hoe maninona isika no tsy afa-manao fifampiraharahana vaovao. Na ninia tsy mahazo ny fanontanianay ny filoha Ma na mamerimberina ny valinteny fanaony. Tsy ho takatry ny fitondram-pitantanana Ma mihitsy fa manome fotoana fanararaotra mampazava ity raharaha ity isika fa manan-jò hanao fifanekena vaovao i Taiwan. Raha tsy mahavita izany ry zareo, dia afa-mandrafitra ny fehezanteny amin'izao teny izao aho : “Misy firenena maro hafa azo raisina ho ohatra nanomboka fifanarahana vaovao indray, … saingy hanohintohina indrindra ny fifandraisana eo amin'ny mpifanolotra moron-dranomasina izany, ka tsy noheverinay ny hanao safidy hanomboka fifanarahana vaovao”.
Miangavy anao aho ry Filoha Ma. Tsy maninona na hanao fifampiraharahana vaovao ianao na tsia, fa miangavy anao aho hanova ny famalianao. Aza ho lasa amperora fehezin'i Beijing. Nofiratsiko izany. Mino aho fa nofiratsinao ihany koa izany.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 40 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...