Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

GV Face: Ny Tsiambaratelon'i Etazonia “Twitter Kiobàna”

Nampitodika ny sain'ny mpanara-baovao maro ny namoahana fa nisy paikadin'i Etazonia hanohanana ny fanovana fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny mpanao raharaham-pandefasan-kafatra mitovy amin'i antsoina hoe ZunZuneo ary notaterin'ny vaovao fa Kiobàna an'arivony no voafitaka tamin'ny fisoratana anarana ho amin'izany servisy izany tamin'ny alalan'ny antony hosoka.

Hisy fiantraikany ho an'ny mpikatroka nomerika manerantany ve izany? Misy ny sasany manahy fa hitarika ho amin'ny fiahiahiana sy fanivanana bebe kokoa ny aterineto sy ny tambajotra sosialy any amin'ny firenena misy azy izany.

Adihevitra manome aingam-panahy niarahana tamin'i : Sana Saleem, Ivan Sigal ary Solana Larsen.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.