#CongressOccupied : Hetsi-Panoheran'Ireo Manome Endrika (Designer) Any Taiwan
Mpiasa matianina maro mamorona ny tontolon'ny sampan-draharaha no manohana ny hetsika #CongressOccupied any Taiwan. HetsikaTanamasoandro ihany koa no ilazana io hetsika io , ary nibodoan'ireo mpanao fihetsiketsehana ny toeram-piasan'ny fahefana mpanao lalàna nanerana ny firenena sy nanaovany diabe manohitra ny fifanarahana ara-barotra miteraka resabe ifanaovana amin'i Shina .
Nanome tolo-tànana ho an'ny hetsika ireo Taiwane mpanome endrika tamin'ny famoronana doka sy taokanto izay mampita mazava tsara ny hafatr'ireo mpanao fihetsiketsehana.
Ilay niseho tany amin'ny New York Times taorian'ny namoretan'ny mpitondra ireo mpanao fihetsiketsehana tamin'ny 23 Martsa 2014 ary naloa tamin'ny alàlan'ny ezaka fitadiavana mpanohana izay nahazoana fanomezana 3.621 no nalaza indrindra tamin'ireny. I Yung-Chen Nieh sy ireo vondronà mpanome endrika no nanao io sary io, izay nifidy ny tenin'i Emily Dickinson hoe -” Magiran-dratsy manjavozavo ny maraina tsy misy anao “- mba hanomezana hery ireo mpanohana hamonjy ny fivoriana amin'ny 30 Martsa.
Naka ny anaran-tsehatra 4am.tw ireo mpamorona ny tranonkala mba hiraketana ny antontan-kevitra momba ny hetsika ataon'ny #CongressOccupied. Tamin'ny 4 ora maraina no fotoana voalohany nifanandrinan'ny mpikomy sy ny mpiambina ny Antenimieram-pirenena Taiwane sy ny nandraisan'izy ireo ny sehatra tamin'ny 19 Martsa 2014, ny fanombohan'ny fibodoana izay nitarika ny fivelaran'ny hetsika bebe kokoa.
Even Wu, mpikambana ao amin'ny ekipan'ny 4am.tw, dia nanampy ihany koa ny fametrahana ny rafitra fitantaràna mivantana amin'ny aterineto ho an'ny #CongressOccupied, g0v.today [zh]. Tamin'ny resadresaka niarahana tamin'ny Chih-Hua Yi (奕之華) tao amin'ny tranonkalan'ny teknolojia vaovao cool3c.com no nanazavany ny g0v.today:
其實製作這網站非常刻苦,因為幾乎所有的程式碼都是在立法院的青島東路側寫出來的。後來因為想拍一張重點圖放首頁,卻苦惱於沒有攝影棚,後來就利用電視的空白頻道,藍色背景當做去被的 key color.
Raha ny marina dia sarotra ihany ny miasa amin'io tranonkala io satria nandritra ny fotoana naha-tany amin'ny Ching-Tao East Road akaikin'ny Antenimiera Yuan ahy no nanoratako ny ‘codes’ rehetra. Tato aoriana, te-haka sary izay mampisongadina ilay hetsika aho ho atao amin'ny pejy voalohany, nefa tsy nisy ‘studio’ azoko nanaovana izany, noho izany dia ny loko manga, araka ny fahitanareo amin'ny TV tsy mamoaka sary no nampiasaiko ho loko fototra ho an'ny pejy voalohany.

Mpikomy iray mitondra kitapo misy kisarinà boaty mainty nandritra ny fivoriana tao New York City tamin'ny 21 Martsa. Kitapo nataon'i Chun-Hung Wang, mpanao sary monina any NYC hanoherana ny fifanarahana boaty mainty miafina teo amin'i Taiwan sy Shina. Sary avy amin'ny NTU News E-Forum, avy any amin'i Chun-hung Wang no niandohany. CC: NC.
Ankoatry ny hetsika tao an-toerana, dia nanao fivoriana ihany koa ireo Taiwane tany ivelany mba hanohanana ny hetsika #CongressOccupied tamin'ny 21 Martsa. Nitondra kitapo misy sarinà boaty mainty, mariky ny fifanarahana miafina izay anondroana ny fifanarahana ara-barotra teo amin'i Taiwan sy Shina ny ankamaroan'izy ireo. Nataon'i Chun-Hung Wang, mpanome endrika monina any NYC sy nomena ireo mpikomy ireny kitapo ireny.
Niresadresaka tamin'i Chung Hung Wang i Ming-Wen Cheng (鄭閔文), mpanangom-baovao ao amin'ny NTU News E-Forum :
每個袋子都是王鈞弘一個一個親手拓印,也因為是手工製作,每個袋子都有些差異。袋子的成本除了靠一些朋友贊助,大部份都是他自己吸收。王鈞弘說:「很多人建議我用Flying V,但是用集資平台是募錢去找工廠印,比起來,我希望可以募人力,找到願意出力的朋友親手來做這件事,當然我知道這有點不切實際,但還是很想試試看。」
以設計師的眼光來看,王鈞弘認為社運非常需要,也非常適合當成一個品牌去經營與設計。社運有名字、有口號、有訴求,最重要的是它有需要傳達的理念。如果太陽花學運有一個經過良好設計的主視覺,並建立起它的文宣、海報等等,它就可以透過媒介的曝光,在人們心中留下印象,「那可以是正義、也可以是希望。」
王鈞弘說:「這些是我從製作袋子的實踐中,反思到設計師可以貢獻的社會責任。」
Nataon'i Chun-Hung Wang tanàna ilay sary tsy miverina hita amin'ireo kitapo. Tsy mitovy ny kisary isaky ny kitapo satria nataon-tànana izany. Nisy ny fandraisan'anjaran'ireo naman'i Wang tamin'ny fandaniana nanaovana ny kitapo fa ny ankapobeny dia izy ihany no nandoa izany. Nolazain'i Chung-Hung Wang fa ” notoroan'ny maro hevitra izy hampiasa ny ‘flyingV’ [ho fitadiavana fanampiana], nefa naleoko kokoa niangavy ny olona hanao kitapo toy izay manangom-bola hankanesana any amin'ny mpanao printy. Fantatro fa tsy mifanaraka amin'ny zavatra iainana izany, saingy tiako handramana ihany.”
Heverin'i Wang, amin'ny maha-mpanome endrika azy, fa zava-dehibe ho an'ny fiarahamonina io hetsika sosialy io ary tokony ho tantanana sy omena endrika (mari-pamantarana) . Tokony hanana anarana, teny faneva ary ny zavatra takiana ny hetsika sosialy tsirairay. Ary ny tena zava-dehibe dia manana hafatra ilaina ampitaina ho an'ny hafa ny hetsika tsirairay. Raha toa ka manana fotokevitra sy drafitra hita maso miaraka amin'ny boky kely zaraina sy ny peta-drindrina mifototra amin'ny lohahevitra ny Hetsika Tanamasoandro, dia mety hanaitra ny olona amin'ny alàlan'ny haino aman-jery miaraka amin'ny hafatra hoe ” resaka momba ny rariny sy ny fanantenana izy ity”
Izao no nolazain'i Wang, “Amin'ny alàlan'ny dingana rehetra naleha tamin'ny fanaovana ireto kitapo ireto, dia nosainiko ny amin'izay tokony ataonay, izahay mpanome endrika, mba hanatanterahanay ny andraikitray eo amin'ny lafiny ara-tsosialy. “

Ireo mpianatra ao amin'ny Sampam-pampianaran'ny Sarimihetsika sy ny Lahatsary manoratra ny teny faneva ho an'ireo mpanohitra. Sary avy amin'ny NTU News E-Form. CC: NC.
Ankoatran'i Wang, dia maro ireo nanao tahaka izany ho fandraisana anjara tamin'ilay hetsika. Ohatra, nandritra ny harivan'ny 29 Martsa 2014 dia nanampy ireo mpikomy ihany koa tamin'ny fikarakaràna ny sora-baventy sy ny peta-drindrina ho an'ny hetsika ny ampitso ireo mpianatra ao amin'ny Sampam-pampianaran'ny Sarimihetsika sy ny Lahatsary ao amin'ny Oniversiten'i Kun Shan.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...