Korea Atsimo: Tsy Maintsy Mametaka “Marika Volafotsy” Amin'ny Fiarany Ireo Saofera Efa Antitra
Nametraka volavolam-pitsipika vaovao ny polisy ao Korea Atsimo manery ny olona efa nahazoazo taona dia tokony hametraka “autocollant (sary na marika apetaka)” ao aorian'ny fiarany mba hahalalàna fa olona efa lehibe no mitondra ilay fiara.
Fiarahamonina miha-antitra vetivety [ko] i Korea Atsimo. Mahita ny Tahiry ofisialy fa amin'ny taona 2017, olona 65 taona mahery avokoa ny 17 isan-jaton'ny mponina. Milaza tahaka izany ihany koa ny tahiry avy amin'ny polisy [ko]: tsy ireo saofera efa antitra ihany no 10 isan-jaton'ny fitambaran'ny olona mitondra fiara, fa miakatra be ihany koa ny lozam-piarakodia nahafatesana olona izay mahavoarohirohy ireo olom-pirenena antitra, tsy tahaka ny tahan'ny lozam-piarakodia ankapobeny nahafatesan'olona, izay nahitam-pijotsoana.
Nahatonga ny governemanta handray fepetra izany. Nampiditra fipitsika ny polisy izay mitaky amin'ireo saofera lazondazony mba hametaka ilay antsoina hoe “marika volafotsy” [ko] – marika apetaka hita maso aorian'ny fiara izay milaza fa saofera efa antitra no mitondra ilay fiara (tahaka ity ohatra ny santionan'ny marika nataon'ny distrikam-paritra). Nampanantena ihany koa izy ireo fa tsy handefitra amin'ireo saofera antitra intsony ny polisy misahana ny fifamoivozana satria hoe antitra izy ireo. Ity ambany ity lahatsoratra vaovao [ko] mikasika izany lohahevitra izany, mivaky toy izao ny iray amin'ireo fanehoan-kevitra mahavariana:
일이삼사: 실버마크, 아줌마마크, 음주 전과자마크, 1년미만 초보마크, 정신병 이력자마크 등등등 다 의무화 해라. 이게 지금 대책이라고 내 놓은거냐??
Mpiserasera ID 1234: Ankoatra ilay marika volafotsy”, maninona raha manao marika Ajumma ihany koa [marika Koreana hoan'ny vehivavy antitra manambady], marika DUI, marika hoan'ny saofera vaovao natokana hoan'ireo izay mbola latsaky ny herintaona no nitondrany fiara, marika ara-tsaina, ary manao izany ho tsy maintsy atao? Izany tokoa ve no fepetra tena noraisinareo?
Miahiahy kosa ny mpisera Twitter sasany fa karazana fanavakavahana ara-tsosialy hafa mifototra amin'ny taona indray ity ary nilaza ihany koa izy ireo fa mety hampidi-doza kokoa ireo olona antitra izany noho ireo jiolahy miandry kendritohina olona mora azo atao lasibatra.
고령운전자 ‘실버마크’ 부착 의무화 추진 | 미디어다음 http://t.co/XJSLZFxTwW 이건 또다른 차별이 아닐까. 운전면허 갱신때 검사를 좀 더 제대로 해서 필터링을 해야지;; 실버마크가 되려 범죄의 표적이 될 수 있다는걸 왜 몰라?
— 아가다 (@agathawow) March 23, 2014
Nivoaka ny vaovao mikasika ireo fitsipika vaovao izay mitaky amin'ireo saofera antitra hametaka ilay antsoina hoe “marika volafotsy”. http://t.co/XJSLZFxTwW Saingy karazana fanavakavahana hafa indray ve ity? Ny zavatra tokony nataon'izy ireo dia mametraka fepetra fanivànana henjakenjana kokoa rehefa mamoaka taratasy fahazoan-dalana mitondra fiara. Tsy fantatr'izy ireo ve fa mety hohararaotin'ireo jiolahy miandry haza izao toe-javatra izao?
고령운전자 ‘실버마크’ 부착 의무화 추진 | 미디어다음 http://t.co/Tc6AdBv9wI ????머지? 이건 인권 침해소지가 있다고.그러고 이건 의무화가 아니라 추천사항인거야 그러고 그거 있다고 봐줄거도 아니자나
— 메~~~로ㅇ (@lushfer) March 23, 2014
Fa inona loatra? Mety hitarika any amin'ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona izany. Tokony ataon-dry zareo ho toro-hevitra fotsiny izany farafaharatsiny fa tsy atao didiko-fe-lehibe tsy maintsy arahina. Ary tsy ny marika velively no hahatonga ireo saofera hafa hitandrina kokoa manoloana ireo saofera antitra.
오피셜) 정부의 노령 운전자들 차에 실버스티커 붙이는 정책에 발맞추어 트윗 유저들 중에서 어르신들은 언능 실버 마크 붙이시기 바랍니다.
— 콩닥콩닥_RED (@xena_heyum) March 23, 2014
Sioka ofisialy (hosoka): Mitovy lokanga amin'ny fanaovana marika volafotsy napetraky ny governemanta hoan'ireo saofera antitra, ry namana mpisera Twitter, azafady, apetaho ny marika volafotsy raha olona efa antitra ianao.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...