Tantara tamin'ny 12 Marsa 2014
Mandrisika Ireo Vehivavy Hanatratra Ny Tanjony Ny Fikambanana “Lean In Beijing”
Tamin'ny taona 2010, 67%-n'ny karama raisin'ny lehilahy no azon'ny vehivavy shinoa monina ao an-tanàn-dehibe, ary 56% kosa no azon'ny vehivavy eny ambanivohitra