Nandritra ny fotoana nakana sary ho fanangonana tahirin-kevitra tany Kambodza ny mpanatontosa horonantsarimihetsika Roberto Serrini [2] no nanana fotoana hitsidihana tanàna ambanivohitra sy ambonivohitra maro tao amin'ny firenena. Zatra mampiasa “drone” DJI Phantom sy fakantsary GoPro ny ekipany handraketana an-tsary ny hakanto mahasondriana an'i Kambodza. Nofariparitany [3] ho ‘fotoana nampitolagaga’ ny fotoana nakana ny sarimihetsika:
On location in Phnom Pehn and the rural village of Anluk Leak, I was able to explore the cinematic beauty of this land from the sky.
A truly amazing experience, as many of these children have never seen a working television, let alone a flying drone; the mixture of excitement, trepidation, and awesome wonder was a treat to see on their faces.
Tany Phnom Penh sy ny tanàna ambanivohitr'i Anluk Leak no nahitako kanto an-tsarimihetsika avy eny an'habakabaka ity tany ity.
‘fotoana teny nampitolagaga, tsy mbola hitan'ny ankizy nandeha tamin'ny fahitalavitra hatrizay hatrizay, nentin'ilay “drone” nanidina; hita eny amin'ny endrin'ny ankizy ny fifangaroan'ny fientanentanana, fitaintainana ary fitalanjonana .
Indreto ambany indreto ny sary [4] Flickr avy amin'ny dian'i Roberto tany Kambodza sasantsasany:
*Ny sary sy ny lahatsary dia avy amin'i Roberto Serrini, nahazoana alalana.