Tantara tamin'ny 09 Marsa 2014
Mitsinjaka Sady Faly I Koety
Ravo i Koety fa manana ny kinovany azy manokana amin'ilay mozika an-dahatsary Happy an'i Pharrell. Jereo ny lahatsary raha te hahita ny fomba fandihizan'i Koety.
Miala Sasatra Any Eoropa Ny Lehiben'ny Fampielezankevitr'i Rosia Nefa Ny Ady Mipoaka
Goavana izany. Eo anelanelan'ny filazana tantaram-pahalòvana, Eoropa pelaka-mpanakavaka, Dmitry Kiselyov sy ny fianakaviany kos amitangin-tsambo manodidina an'i Amsterdam.
Tsy Hita Ny Nanjavonan'ilay Fiaramanidina Maleziana Nitondra Mpandeha 239
Sidina MHO370 avy ao Kuala Lumpur ho any Beijing no tsy afa-nifandray intsony tamin'ny mpanaramaso ny fitaterana an'habakabaka, ka tsy mbola mahafantatra ny toerana mety misy ny fiaramanidina hatramin'izao ny zotra an'habakabaka sy ireo manampahefana
El ‘Chapo’ Guzmán, Olona Karohina Indrindra Eto An-Tany, Voasambotra Tao Meksika
Guzmán, nampilaharain'ny gazety-boky Forbes ho anisan'ny olona manana fahefana indrindra eto ambonin'ny tany, dia efa natao tao amin'ny fonja tsara amnbina indrindra tao am-ponjan'i Meksika, saingy afa-nandositra tamin'ny fomba mampiahiahy tamin'ny 2001.
Fakana Sary Avy amin'ny “Drone” Mampiseho Ny Hakanton'ny Talaky Maso Kambojiana
Nampiasa "drone" na voromby kely baikoan-davitra hanapihana sary ny hakanton'ny talaky maso ambonivohitra sy ambanivohitra Kambojiana tsy manam-paharoa ny mpanatontosa horonan-tsarimihetsika Roberto Serrini