Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

07 Marsa 2014

Tantara tamin'ny 07 Marsa 2014

Hifampitantana Amin'ny “Refugees United” Ny Global Voices

Ireharehanay ny fanotronana ny "Refugees United" amin'ny fandikàna teny sy fanomezana torohevitra avy ao an-toerana satria manampy ireo fianakaviana tafasaraka taman-kavana mba ho afaka mifandray indray ry zareo.

Lasa Aloha Loatra i Mama Rosia

Akon'ny RuNet

Andramo ny maka sary ao an-tsaina ireo miaramila Okrainiana nalefa ao Crimée nefa tsy manana fitaovam-piadiana, toerana izay misy milisy manakan-dàlana sy manakenda ny seranampiaramanidina amin'ny fametrahana toerana fanaraha-maso.