Tantara tamin'ny 26 Febroary 2014
Mpanao Gazety Nampandoavin'ny Fitsarana Tajik Onitra Noho Ny Filazana ny Manampahaizana Mpankatoa Ho ‘Diky’
Nodidian'ny fitsarana handoa onitra mihoatra ny 6000 dolara US noho ny "ratra ara-maoraly" ny mpanao gazety iray nanatsonga ny tenin'i Vladimir Lenin tamin'ny fitsikerana ny manampahaizana mpanaiky hatrany notendren'ny fanjakana ao Tajikistan.
Ny Lapa Tsara Tarehin'i Yanukovitch Ao Rosia
Ekena fa efa zava-mahazatra an'ireo Rosiana ny ohatra omen'ireo mpisehatra politika any aminy amin'ny resaka harena sy ny tsy fahaiza-manavaka ny ratsy sy ny tsara, satria mitete tsy tapaka ety anaty aterineto ny sarin'ny toeram-ponenan'izy ireo.
Malagasy Miresaka Ny Fakana Sary Mpilatro Sy ny Fitafy SI Swimming Teto Madagasikara
Nopihana tao amin'ny Nosy Iranja, teto Madagasikara ny 2014 Sports Illustrated Swimming Suit: Nosy Iranja dia fantatra amin'ny mahanosin'ny Sokatra azy noho ny fametrahan'ny sokatra Hawksbill ny atodiny ao. Fantatra...
Madagasikara Mbola Miandry Praiminisitra, Governemanta Vaovao
Feno katroka ny volana raha nandray ny toerana mahafiloham-panjakana vaovao eto Madagasikara azy ny filoha voafidy Hery Rajaonarimampianina, mbola tsy misy ny marika ahafantarana izay ho praiminisitra vaovao ary governemanta...