Nanatontosa lanonana ho fanomezam-boninahitra ny fampiofanana naharitra enim-bolana ny Mapping for Niger (Fandraketana an-tsarintany an'i Nizera) ary mampafantatra ny vokatry ny tetikasa tao amin'ny Oniversiten'i Niamey izay eo am-panatontosana ny tetikasa ireo mpianatra 12 avy amin'ny sampana jeografia. Ho atolotra an'ilay mpianatra teo aloha, Ali Douka Mahman, ny fandrindrana ny tetikasa nahazo vatsy kely tamin'ny 2013.
Ao amin'ny bilaogin'ny “Mapping for Niger” no ahitana ny sary rehetra.