Nibodo Ny Sezan'ny Sinema Higafiana Ny Andron'ny Mpifankatia Ny Shinoa Tsy Manan'Olon-Tiana
Nahavita nibodo ny seza hafa rehetra tamin'ny farafahafahakeliny tamin'ny sinema iray tao Shanghai ihany izy ireo tamin'ity taona ity nandritra ny fotoana be mpijery horonantsarimihetsika indrindra nandritra ny Andron'ny Mpifankatia.
Isan-taona alohan'ny Andron'ny Mpifankatia, vondrona antserasera tia sotasota fantatra amin'ny anarana hoe “Olon-tia Voaozona” no nanetsiketsika ireo mpikambana ao aminy mba hividy tapakilan'ny horonantsarimihetsika manana laharana tsy ankasa mba hanimbana ny fampiarahan'ireo mpifankatia mikasa hiara-hipetraka.
Ao Shina, somary miavaka manokana ny Fetin'ny Mpifankatia tamin'ity taona ity satria mifanindry amin'ny Fetiben'ny Arendrina, na Yuan Xiao Jie, fetibe izay nanomboka tamin'ny fitohizam-pitondran'ny taranaka Qin manodidina ny taona 200 alohan'ny Jesoa Kristy ka mandritra izany fotoana izany no tsy miala eny amin'ny arabe eny ambanin'ny jiron'ny arendrina ny mpitovo manantena hahita olo-tiana.

Notaterin'nygazety tao an-toerana ny tantaran'ireo olom-pirenena tsy manan'olon-tiana mibodo seza mifanelanelana tao amin'ny efitra fijerena sinema mandritra ny fotoana mahabe mpijery horonantsarimihetsika indrindra tamin'ny Andron'ny Mpifankatia. Sary niely tao amin'ny aterineto (Avy amin'ny ChinaSMACK)
Noho ny mpitovo tsy manana olon-tiana mahazo fahefana kokoa sy mora hita kokoa sy noho ny famoronana maoderina ny Andron'ny Tsy Manan'Olo-Tiana tao anatin'izay taona vitsivitsy izay, dia nirongatra tao anatin'ny fiarahamonina Shinoa sy Taiwan tamin'ny taona 2005 ny fikambanana mpitovo antsoina hoe “Olon-tia Voaozona” (情侣 去死 去死 团) na “Fitia Voaozona” (恋爱 去死 去死 团). Ny kolontsaina aterineto Kuso no tompon'ilay vondrona, izay mankafy votoaty mahasosotra sy manafintohina ny hafa. Araka ny filazan'ny Wikipedia shinoa:
去死去死團號稱「對抗『戀愛資本主義』社會風氣」,以「破壞浪漫氣氛」為目的。許多民眾以為它是社會上的激進運動團體,但去死團的多數活動只是以一種戲謔方式,用KUSO、搞笑和幽默的風格表達單身的孤單,亦有人藉此表示單身也可以很快樂,並且反對「商業化」的慶祝方式。在各種節日,譬如聖誕節或情人節,可提供一種有別於浪漫過節的消遣管道。
參與去死團活動的人被稱為奉行去死去死團精神或死死精神、死死主義。創團宗旨是:「我們獨善其身,為的是要渡化那些誤入歧途的情侶們。」
Nilaza ny vondrona Fitia Voaozona fa te-hanohitra ny kolontsain'ny “fitiavana kapitalista” izy ireo amin'ny alalan'ny fanimbana “fampiarahan'ny mahafinaritry ny mpifankatia. Raha mihevitra ny maro fa fikambanana tsy tia mifampiraharaha ry zareo, kanefa ny ankamaroan'ny hetsika ataon'izy ireo dia fanalàna azy amin'ny fomba Kuso [Japoney] fotsiny mba hanomezana sehatra ny fahatsapan'ireo mpitovo tsy manan'olon-tiana. Misy ireo mpikambana sasany te-handefa hafatra fa mety sady mpitovo tsy manan'olon-tiana ianao no sambatra na manohitra ny endrika ara-barotry ny fankalazana ry zareo. Noho izany, te hamorona fomba hafa hankalazana ny fety tahaka ny Andron'ny Mpifankatia sy ny Krismasy izy ireo. Ireo mpikambana izay nandray anjara tamin'ny hetsika “Fitia Voaozona” dia tokony hanaja ny foto-pisainana «voaozona» na «ozona». Ny iraka ampanaovina ny vondrona dia: “mpitovo isika ary mivonona hamonjy ireo izay voafandriky ny fiarahana”.
Tao anatin'ny taona vitsy, matetika manaparitaka hafatra antserasera ny vondrona amin'ny fampiasana sarimiaina sy tantara manapa-tsinay. Ohatra, nahitam-pahombiazana goavana tamin'ny Andron'ny Mpifankatia tamin'ny taon-dasa ny hira, “Mirary ireo mpifankatia mba hivadika toy ny mpianadahy tsy nifankahita hatry ny ela” izay hirain'ny tarika “Anabavy (Rahavavy) Tsara”:
Nalaina avy amin'ny lalao maoderina Shinoa “Lei Yu” ny hira izay midika hoe orambaratra izay manozona ny Andron'ny Mpifankatia. Ilay tantara mampivarahontsan'ny “Orambaratra” dia miresaka momba ireo olon-droa mifankatia izay tsy maintsy mandresy ny faneren'ny fianakaviana raha hiaraka saingy nivadika ho fihaonan'ny mpianadahy tsy nifankahita hatry ny ela izany. Toy izao ny fandehan'ny tapany voalohany amin'ny tononkira:
今天是2月14,傳說中的情人節
滿大街的男男女女,都要在今天晚上過節。
平時買的玫瑰花是兩塊錢一朵
今天晚上要翻上十倍,姑娘還是樂歪了嘴
今天是2月14,傳說中的情人節
我打算回家一個人呆著,沒事看書吃泡面
可有個傻B在QQ問我,你怎麼還是一個人
我忍不住地對他喊出這樣親切的慰問
(祝天下所有的情侶都是失散多年的兄妹
祝你今天晚上的電影院和餐館,全都沒座位
祝天下所有的情侶都是失散多年的兄妹
不管是莫泰如家7天漢庭,全都訂不到床位
14 Febroary androany, Andron'ny Mpifankatia manatantara
Mankafy ny fety eny an-dalana ny tovolahy sy ny tovovavy
Mitentina eo amin'ny 2 yan eo ny raozy amin'ny andro tsotraLasa avo folo heny ny vidiny anio, saingy mbola mitondra ireo tsiky eny amin'ny endriny ihany ny zazavavy.
14 Febroary androany, Andron'ny Mpifankatia manatantara
Fikasako ny hody, hamaky teny sy hihinana paty masaka eo noho eo
Saingy misy hafatry ny mpisera QQ iray mahasorena manontany fa maninona aho no irery
Tsy haiko no tsy handefa ankoatra ny fijery mafana:
Maniry aho ho mpianadahy tsy nifankahita fotoana elabe ireo mpifankatia manerana izao tontolo izao
Maniry aho ho hipoka avokoa ny sinema sy ny hotely anio alina
Maniry aho ho mpianadahy tsy nifankahita fotoana elabe ireo mpifankatia manerana izao tontolo izao
Ary ho feno avokoa ny fandrian'ny fandraisam-bahinin'ny [ ] Mo Tai , Home Inn , 7-andro , Han Ting.
Tamin'ity taona 2014 ity ireo mpiserasera tsy manan'olon-tiana nanao hetsika mihoatra noho ny manao kivazivazy amin'ny tononkira. Hatreto ry zareo nahomby tamin'ny fibodoana sinema iray tao Shanghai . Araka ny Shanghai Morning Post (via ChinaSMACK), nilaza ny iray amin'ireo mpanomana ny fibodoana fa maro tamin'ireo mpandray anjara no nanao izany mba hahitana namana vaovao, manantena hamadika ny “kivazivazin-kapoka” ho “fihaonana tampoka”.
Mazava loatra fa namaly bontana ihany koa ny mpifankatia. Maro tamin'izy ireo no niteny fa faly ry zareo niara-nipetraka tamin'ny seza iray.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 41 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...