Tantara tamin'ny 16 Febroary 2014
Tantaram-Pitiavana Tsy Misy Oroka? Izany No Sinema Any Iran
Na amin'ny fampiarahana na dia ny fifamihinan'ny fianakaviana aza dia tsy mahazo mifampikasoka ny mpiantsehatra lahy sy vavy ao amin'ny sarimihetsika Iraniana.
Nibodo Ny Sezan'ny Sinema Higafiana Ny Andron'ny Mpifankatia Ny Shinoa Tsy Manan'Olon-Tiana
Nilaza ny iray amin'ireo mpanomana ny fibodoana fa maro tamin'ireo mpandray anjara no nanao izany mba hahitana namana vaovao, manantena hamadika ny "kivazivazin-kapoka" ho "fihaonana tampoka".
Fihetsiketsehana Manohitra Fandaharana Iray Amin'ny Fahitalavitra Ao Iran
Nilaza ireo mpanao fihetsiketsehana fa manaraby ny foko Bakhtiari ny tantara mitohy sy ny andraikitra lalaovin'ireo mpitarika amin'ny Revolision'ny Lalàmpanorenana ao Iran.
Hitondra Filaminana Ao Yemen Ve Ny Fihaonambem-pirenena?
Taorian'ny 10 volana nifampiraharahana, nifarana ihany ny Fihaonambem-pirenena. Manontany ny Yemenita raha hitondra fanovana politika sy hampitsahatra ny herisetra eny ifotony izany