Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Febroary 2014

Tantara tamin'ny 14 Febroary 2014

LAHATSARY: ‘Tsy Manana Afenina’ — Izany Tokoa Ve? #TheDayWeFightBack

Amin'ity lahatsary mozika mahasodoka ity, manontany ireo mpiserasera i Jérémie Zimmermann, avy ao amin'ny vondrona mpiaro ny zo nomerika Frantsay "La Quadrature du Net", izay miara-miasa amin'ny "La Parisienne Libérée" hoe: Mihevitra tokoa ve ianao fa tsy manan-javatra afenina?

Miverina Amin'ny Fahitalavitra Indray Ilay Ejipsiana Mpananihany Bassem Youssef

Miverina ao amin'ny MBC Masr ny sehom-pananihanin'ilay Ejipsiana Bassem Youssef, rehefa naato tao amin'ny CBC tamin'ny herintaona.

GV Face: Amin'ity Andron'ny Mpifankatia Ity, Fitiavana sy Fikaotiana Sipa Mihoatra Sisintany

Arahaba nahatratra ny Andron'ny Mpifankatia! Amin'ity 14 Febroary ity, hiresaka momba ny fitiavana sy ny fikaotiana sipa manerana izao tontolo izao isika.

Dokambarotry Ny Tranonkala Shinoa Fitadiavam-Bady Tamin'ny Fahitalavitra Niteraka Sahotaka

Dokambarotra noheverina ho mety tsara sy mamolivoly fo tamin'ny fahitalavitra nataon'ny tranonkala fampihaonana olona mitady vady ao Shina antsoina Baihe.com no niteraka fanoherana an-tserasera.