- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Karazan-Tsakafo Malagasy Eny An-Dalana

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Mediam-bahoaka, Sakafo, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina
Koba, a snack from Madagascar, made from peanuts, brown sugar and rice flour - Public Domain [1]

Koba, sakafo maivana avy eto Madagasikara, vita amin'ny voanjo, siramamy mena ary kobam-bary – Fananan'ny Rehetra

Ny Nahandro Malagasy [2] dia avy amin'ny fangaron'ny nahandro aziatika, afrikana ary eoropeana izay nanori-ponenana teto amin'ny nosy. Miteraka fahaiza-mahandro maro izany, araka ny hita eny amin'ny fivarotan-tsakafo maivana sy eny an-dalambe. Asongadin'i Hanta Ramanatsoa izany ao amin'ny pejy facebook page, la cuisine de Madagascar [3] (Nahandron'i Madagasikara). Inty ny ohatra iray amin'ny sarin'ny sakafo sy sakafo maivana eny an-dalambe [4] zaraina ao amin'ny pejiny [mg]:

 

Lahatsoratra [5] avy amin'i Diego suarez [6].