Tantara tamin'ny 09 Febroary 2014
Efitra Fandraisam-Bahiny Faharoa: Zoron'ny Tanora Ao Amin'ny Tranomboky Zavidovići

Any Bosnia sy Herzegovinia, maro ny mpianatra avy any ambanivohitra no mandeha bus isan'andro hianatra any ambonivohitra ka lany andro miandry bus ora maromaro tsy manao na inona na inona.Tsapan'ireo mpiandraikitra ny Tranombokim-Bahoaka Zavidovići izany ka nanoloran-dry zareo programa hanazarana ireo tanora ireo teknolojia vaovao.
Lahatsary Fanadihadiana Nahandro Shinoa ‘Kaikitra Amin'i Shina’ Fetin'ny Maso
Arkeology sady mpampianatra ambony K.C. Chang, nahita fa "variana kokoa any amin'ny sakafo ny Shinoa» sy «ny sakafo no ivony na farafahakeliny miara-dalana na manamarika ny fifampitohizan'ny fifandraisana marob ao amin'ny fiarahamonina".