Tantara tamin'ny 07 Febroary 2014
Manomboka Amin'ny Ampongamaro Sy Ny Dihy Ny ‘Karnavalin'ny Firenena’ ao Arzantina
Andao hijery sary, lahatsary, bilaogy momba ny "Karnavalin'ny Firenena", fotoanan'ny fety mandeha amin'izao fotoana izao ao Gualeguaychú.
Nikarakara Fihetsiketsehana Ireo Niharam-boina Tamin'ny Tafio-drivotra Haiyan Tao Filipina
Ireo niharam-boina tamin'ny tafio-drivotra Haiyan no nikarakara ny hetsika 'People Surge' tao Filipina, izay niampanga ny fitaredretran'ny asa fanavotana sy ny fanavaozana ataon'ny governemanta*
Mitohy Mandrak'Ankehitriny Ny Asa Ao Amin'ny Lakandranon'i Panama
Manohy ny asany ao amin'ny Lakandranon'i Panama ny GUPC na dia eo aza ny fandrahonany hampianto ny asa fanamboarana. Ao anatin'izany, manara-maso ny orinasa (GUPC) ny Manampahefana misahana ny Lakandrano.
“Nataon'ny Oram-panala Fahirano” i Tajikistan
Niteraka nofiratsy hoan'ireo olona an'hetsiny tao Tajikistan ny tafio-drivotry ny ranomandry matevina.
Mandraisa Anjara Manao Sariitatra Momba Ny Fanaraha-Mason'ny (Fitsikilovan'ny) NSA Ary Mahazoa $1000
Ny The Web We Want [ny web tiantsika] no manasa ny mpanao sariitatra, mpamorona ary artista handray anjara amin'ny The Day We Fight Back [ny andron'ny valin-kafatra] amin'ny 11 Febroary...