Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Febroary 2014

Tantara tamin'ny 04 Febroary 2014

SARIPIKA: Olombelon'i Okraina Nandritra Ny Fihetsiketsehana #Euromaidan

Andao hojerena ny lafiny ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana ny governemanta ao Okraina, antsoina hoe Euromaiden tsy mba asehon'ny gazety be mpanaraka.

SARIPIKA: Sambany Nifidy Ireo KostaRikana Am-pielezana

Sambany ny KostaRikàna monina any ivelany (am-pielezana) no afaka nifidy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena. Nampiasa Twitter ireo Kostarikàna manerantany mba hitatitra ny fandatsaham-baton'izy ireo

An-tapitrisany Ireo Noverezin-jo Tsy Afaka Nifidy Tao Thailandy

Biraom-pifidianana an-jatony manerana ny firenena no voatery nikatona noho ireo fihetsiketseham-panoherana ny governemanta tao Thailandy ka tsy nahafahan'ireo mpifidy marobe nandatsa-bato.

Orampanala Ao Iran: 500.000 Tsy Mahazo Herinaratra, Entona Fandrehitra Ary Rano

Firotsahan-dranomandry tsy manam-pitsaharana tany amin'ny faritra avaratr'i Iran sasantsasany tamin'ny faran'ity herinandro ity no nahavoafandrika olona anarivony tsy hanana herinaratra, entona fandrehitra na rano.