Tantara tamin'ny 13 Janoary 2014
Dragona 3D Manome Aina Ny Vinan'ny Ankizivavy Kely 7 Taona Ao Aostralia
Nampiasa ny traikefany ara-teknolojia mba hamokarana dragona 3D iray vita amin'ny titanium ho an-jazavavy kely fito taona ny Fikambanana Mpanao Fikarohana Siantifika sy Indostialy ao Aostralia ( CSIRO )