Tantara tamin'ny 10 Janoary 2014
Nosamborina Fa Nilaza Ny Filoha Zambiana Michael Sata Ho ‘Vomanga Malemy’
Niantso ny filoha Michael Sata ho vomanga malemy tsy azo ahenjana tao amin'ny radiom-piarahamonina kely any ambanivohitr'i Zambia ny pretra katolika lasa mpanao politika ny mompera Frank Bwaly.
Naoty Mena: Fomba Fiarovantenan'ny Mpanao Gazety Ao Honduras Rehefa Mitati-Baovao Manaitaitra
Lasa toerana idealy amin'ny fanaovana trafikan-drongony iraisampirenena i Honduras. Mihamampididoza ny milaza vaovaom-pamonoana olona ao anatin'izany tontolo izany.
Ahoana Ny Tokony Ho Fiakanjon'ny Vehivavin'ny Afovoany Atsinanana Eny Ampahibemaso?
Nahasarika fihomehezana sy tsikera an-tserasera ity fanontaniana izay napetraky ny fanadihadiana iray navoakan'ny Oniversiten'i Michigan ity.