- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

SARIPIKA: Olombelon'i Shanghai

Sokajy: Azia Atsinanana, Shina, Mediam-bahoaka, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

Nakan'ny mpaka sary manerana izao tontolo izao hizara ny sary sy ny tantaran'olon-tsotra eny an'arabe ao amin'ny tanàndehibe misy azy ny pejy Facebook Humans of New York [1] an'i Brandon Stanton, tafiditra amin'izany ihany koa ny any Shanghai. Ny pejy Humans of Shanghai [2] [olombelon'i Shangai] dia nitsangana tamin'ny Marsa 2013 ary manasongadina seha-piainana andavanandro ao Shina metropolis.

Jereo anie ny sasantsasany amin'ny sary avy amin'ny pejy eto ambany.

Photo from Humans of Shanghai Facebook page

Saripika avy amin'ny pejy Facebook Humans of Shanghai