Tantara tamin'ny 06 Janoary 2014
Tifirin'ny Polisy Ireo Mpiasa Mpitokona Avy Amin'ny Fanenoman-damba Tao Kambodza
Nampiasa bala tena izy ny polisy tao Kambodza mba hanaparitanana ny fitokonan'ireo mpiasa'ny fanenoman-damba. Nofaritana ho ny “ratsy indrindra tamin'ny herisetram-panjakana natao tamin'ny sivily nitranga tao Kambodza tato anatin'ny dimiambinifolo taona” izy io.
Sekoly 100 Mahery May Tanaty Herisetra Fanoherana Fifidianana Tao Bangladesh
"Raha ny firenena no giazanao tsy ho afa-mihetsika noho ny resaka hetsi-panoherana, ahoana no hitondranao ity firenana ity hiroso?"
Nahoana No Nidongy Tsy Hanao Fifidianana Ny Mpanohitra Ao Bangladesh
Tsy nandray anjara tamin'ny fifidianana ankapobeny ny ankamaroan'ny antoko politika tao Bangladesh. Notakian'izy ireo ny hananganana governemanta tsy miandany hikarakara izany.
Ny Rosiana Miresaka Ny Fiverenan'i Sherlock
Amin'ny mpanoratra rehetra nahazo ny fisaintsainan'ny Rosiana, dia tsy misy angamba lehibe mihoatra noho i Arthur Conan Doyle, ilay Ekosey namorona ny tantaran'i "Sherlock Holmes".