Tantara tamin'ny 05 Janoary 2014
SARIPIKA: Olombelon'i Ethiopia
Raha namakivaky an'i Ethiopia aho tamin'ity fahavaratra ity dia nanangana tahala ahafahako mizara ny indray mitopy mason'ny fiainan'ny vahiny, namana vaovao, ary ny fomba fiainana mahavalalanina manomboka azoko tany. Aingam-panahy avy amin'ny Olombelon'i New York an'i Brandon - Nina Steinberg
Mitodika Amin'ny Teknolojia: Mampiasa Ny Wikipedia Hiadiana Amin'ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy

Ao anatin'ny hazakazaka fanitsiana sy famoronana lahatsoratra momba ny herisetra mihatra ny vehivavy ao amin'ny Wikipedia ny fihaonana voalohany Hack4Change tao India ary miara- miasa amin'ireo tetikasa media nomerika mampiasa tahirin-kevitra momba ny zon'ny vehivavy
Tenin'i Libanona : Tsy maritiora aho
Manome voninahitra ireo tsy manan-tsiny niharan-doza noho ny herisetra ilay hetsi-panentanana #NotaMartyr ao Libanona ary haneho fa maniry fiovàna ny Libaney.