- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fiarahabana Nahatratra Taona Vaovao Avy Amin'ny Tariky ny Advox!

Sokajy: Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

gv holiday cardHo an'ireo rehetra mpanoratray, mpamaky, mpanohana ary ny vondrom-piarahamonina Global Voices manontolo:

Misaotra sahhady ho amin'ity taona iray goavana ity! Mirary anareo izahay mba handia 2014 feno fahasalamana sy fandriampahalemana, tovanan'ny fahalalàna vaovao, fifandraisana vaovao ary fahombiazana amin'izay ataonareo rehetra hiarovana ny zon'Olombelona ety anatin'ny tontolo virtoaly.

Fihina be avy aty El Jadida (Maraoka) sy Philadelphia (US),

 

Hisham sy Ellery