Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

11 Desambra 2013

Tantara tamin'ny 11 Desambra 2013

Masoivohom-Baovaom-Panjakana Rosiana Mahazo Fanavaozana Mifanaraka Amin'izay Ilain'ny Mpitondra

Tsy ho tafaboaka velona amin'ny ririnina ny iray amin'ireo masoivohom-baovao diso fantatra loatra ao Rosia, RIA Novosti. Teo am-pifohazana no nahitan'ireo mpiasan'ityy masoivohom-baovao iraisam-pirenena ity, izay an'ny fanjakana, ny didy vaovao avy amin'ny fiadidiana ny lapam-panjakana 'fanafoanana' ny fisian'izy ireo

Lahatsarim-Panadihadiana Velona: Fijoroana Vavolombelona momba ny Fanerena Tsy Hiteraka

Nandritra ny taompolo 1990, maro ireo lehilahy sy vehivavy indizeny ao Peru no tratran'ny faneren'ny fanentanana ho momba; miasa miaraka amin'ny vondrom-piarahamonina any an-toerana ny tetikasa Quipu hanokafana lalana handrenesana ny tantara amin'ny alalan'ny fiarahan'ny teknolojia tranainy sy vaovao, avo lenta sy iva lenta, na an-tserasera na ivelan'ny serasera.

Sanskar, Firindrana Amin'ny Alalan'ny Fanekena

Tetezamitan'ny fahasamihafan-kolontsaina amin'ny alalan'ny fahatakarana, fampihatra vaovao afa-mifampitafa ny Sanskar hampianatra amin'ny alalan'ny lalao.