- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mandela 1918 – 2013

Sokajy: Mediam-bahoaka
Shared by @AttiehJoseph on Twitter [1]

Nozarain'i  @AttiehJoseph tao amin'ny Twitter

Maty tamin'ny Alakamisy 5 Desambra teo amin'ny faha 95 taonany i Nelson Mandela, ilay filoha Afrikana Tatsimo mainty hoditra voalohany izay nandray anjara lehibe tamin'ny fanalàna io firenena io tamin'ny fanavakavaham-bolonkoditra. Nigadra 27 taona noho ny hetsika politika nataony nandritra fitondran'ny fotsy hoditra vitsy an'isa ity olom-pirenena mamim-bahoaka antsoina matetika hoe Madiba ity, talohan'ny naha-filoha azy, ary nahazo ny loka Nobel ho an'ny fandriampahalemana ihany koa.

Tatitry ny Global
Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'I Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra  [2]
Ao amin'ny Twitter, mahatsiaro ny hira natokana ho an'i Mandela ireo Peroviana [3]
Mankalaza An'I  Nelson Mandela ireo Nizeriana, ‘Loharanom-Paniriana Iray Ho an'ny Olona’ [4]
Mbola Lehibe noho i Mandela ny Tale Mao, hoy ireo Sinoa mpiandany ankavia [5]
Karaiba: Veloma, Nelson Mandela [6]

Ireo bitsika momba an'i  “#Mandela” [7]