Amp Laharana faharoa : 27 Novambra – 6 Desambra
Thanks to everyone who participated in our call to shout out why you <3 Rising Voices! Here are a few of the responses:
I <3 @risingvoices because they (we?!) give small communities the chance to speak out and be heard! @maribreyt
I follow because I support SHOUTING about development! @mckenzieafrica
I <3 @risingvoices because it reminds me how beautiful the internet can be @solanasaurus
because I believe that social media is pure, raw news comes from honest people who want real change @r_alhames
Misaotra ny rehetra nandray anjara sy namaly ny antsonay mba hikiakiaka ny antony hitiavanao ny Rising Voices! Indreto sasany tamin'ireo valin-teny:
I <3 (tiako ny) @risingvoices satria manome fahafahana hoan'ny fiarahamonina madinika haneho hevitra sy hohenoina @maribreyt
Manaraka ny risingvoices aho satria tohanako ny FITABATABANA momba ny fampandrosoana! @mckenzieafricaI <3 (tiako ny) @risingvoices satria mampatsiahy ahy izany hoe mety hakanton'ny aterineto izany @solanasaurus
satria mino aho fa madio ny media sosialy, bolongam-baovao avy amin'ireo olona mahatoky maniry ny tena fiovana @r_alhames
Avy amin'ny Bilaogy…
Lahatsarim-Panadihadiana Velona: Fijoroana Vavolombelona momba ny Fanerena Tsy Hiteraka [mg] – Tamin'ny taompolo 1990, lehilahy sy vehivavy teratany marobe ao Però no niharan'ny hetsika fanerena homomba, ny tetikasa Quipu dia miasa miaraka amin'ireo vondro-piarahamonina ao an-toerana mba hampandrenesana ireo tantara ireo amin'ny alalan'ny fitambaran'ny teknolojia iva sy avo lenta, amin'ny aterineto sy ivelan'ny aterineto.
Tsy Sampan-teny ny tenin-teratany-[mg] anisan'ny hetsika vaovao notontosain'ny Tranombokim-Pikarohana Juan de Córdova avy ao amin'ny Ivotoeran-Kolontsaina San Pablo ao Oaxaca, Meksika ny hafatra hoe tsy sampan-teny ny tenin-taratany. Ny tanjony dia ny hanova ny fomba fijery momba ny tenin-teratany, fa tsy mitovy amin'ireo fiteny hafa manerantany mahasehaka izao tontolo izao.
Teknolojia ho Fanorenana Fandriampahalemana: Tahiry An-tserasera – Ny Rakitry ny Fananganana Fandriampahalemana dia mikendry handrakitra an-tantara ny fifanojoan'ny fananganana fandriampahalemana sy ny teknolojia vaovao manerantany, mifantoka amin'ny teknolojian'ny fifandraisana, tambajotra ary ny lalao.
Ny Fahaterahan'ny Hetsika Hackerspace Rosiana [mg] ny hackerspace neuron ao Moskoa no mitari-dalana ny hetsika hackerspace ao Rosia. Niresaka tamin'ny mpamorina ny neuron mikasika ny fomba fananganana fikambanana sy fihavaozana amin'ny alalan'ny hackerspaces, sady miasa ihany koa ho fampifandraisana ny lasan'ny firenena.
Ny Otri-Pivoaran'ny Teknolojia Eto Afrika: Sisintany (Vaovao) Rahatrizay?[mg] Satria lasa sisintany vaovaon'ny fandrosoana nomerika i Afrika, nijery ireo fisantaran'andraikitra sasany vao haingana mba hitrandrahana ny fomba fampandrosoan'ny teknolojia vaovao manerana ny kaontinanta izahay.

GV meetup tao Kampala, Uganda.
Brezila: Ho amin'ny fiovàn'ny fahazotoan'olo-tsotra manao asan-gazety Amin'ny tanàna Antonontonony – Amigos de Januária, tetikasa vatsian'ny Rising Voices ara-bola tamin'ny taona 2011, dia vondron'olo-tsotra manao gazety sy mpikatroka izay manohy mitady fitaovana nomerika ampiasainy tamin'ny atrikasa tokana nataon-dry zareo roa taona lasa izay, mba hanamafisana ny feon'ny fiarahamonina ao an-toerana miresaka momba ny fanovana.
Toolbox:
Ampiasao ny Civicus‘ sehatra vaovao hizarana tantara momba ny fikatrohana sivika ataonao miaraka amin'ny Be the Change (Mitondrà Fiovana).
Namoaka fampiharana vaovao ny International Center on Nonviolent Conflict ( Foibe Iraisampirenena momba ny Fifandirana Tsy Misy Herisetra) ka ahafahana miditra amin'ireo fitaovam-pampianarana sy fikarohan'ny ICNC rehetra, hijerena ny vaovao farany momba ny hetsika sy vaovao farany indrindra momba ny fifandirana sy ny tolona manerantany rehetra tsy misy herisetra.
Fananganana Habaka 23 hoan'ny Tahirim-boky, lisitr'ireo hetsika fampianarana ara-nomerika sy fitaovana izay azonao ampiasaina ao amin'ny tahirim-bokinao (raki-tahiry) – fitaovam-pampianarana avy amin'ny Mozilla Firefox.
Tamin'ny Vaovao:
Lahatsoratra GV Ny football, Fampiraisana Ny Fiaraha-Monina Ao Nizera[mg], lahatsoratra avy amin'ny tetikasa vatsian'ny Rising Voices Mapping for Niger
Tetikasa Nomerika 100 mampiasa teknolojia nomerika ho amin'ny fanasoavana ny fiaraha-monina izay tena mampisy aingam-panahy tokoa http://bit.ly/1fAJobE
-
Fidiram-bola goavana hoan'ireo fiarahamonina indizeny Aché ao Paragoay ny fiompiana tantely. Sary nalaina tao Puerto Barra ary navoaka tao amin'ny bilaogy Ache Djawu.
Lahatsoratra: tao amin'ny dmlcentral: Media sosialy: Miditra amin'ny aterineto ireo Foko Indizeny ao Brezila amin'ny tolon'izy ireo mba hohainoina
Miara-miasa amin'ny Oximity ny Global Voices, sehatra vaovao hamakiana sy hampivelarana ny vaovao- jereo ao ihany koa ny lahatsoratry Rising Voices!
Tombotsoa Azo Trandrahana sy Hetsika:
Vatsim-pianarana mankany Washington hoan'ny Tanora Afrikanina Mpitarika mba hanolo-tena ho amin'ny mpitarika Afrikanin'ny taranaka manaraka. Misorata anarana hatramin'ny 24 Janoary.
Famatsiana ara-bola vonona avy amin'ny Clinton Global Initiative, manolotra vola mitotaly $100.000 mba hifantenana izay mpianatra tompon'andraikitra sy mazoto amin'ny alalan'ny Social Venture Challenge.[Fanambin'ny Fahasahiana Ara-tSosialy]
Ampidiro ny horonantsarinao hifaninana amin'ny Fiantraikan'ny Sosialy Media amin'ny 7 Janoary. Mitady vokatra orizinaly, hendry, be herim-po, manokatra ny maso ary ry zareo izay hanaitra ny mpijery ny fisian'ny tsy rariny amin'ny ankapobeny.

GV Meetup tao Phnom Penh, Kambodja.
Te hitantara momba ny tontolo misy anao? vatsim-pianarana 20 no vonona ao amin'ny Global Journalism ho an'ireo matihanina mikasa hirotsaka amin'ny sehatry ny asa fanaovan-gazety - Oniversite ao Toronto miaraka amin'ny sekoly Munk.
Afaka mifaninana amin'ny tetikasa fifanakalozana ICFJ 2014 ao Afrika Atsinanana ireo mpanao gazety Kenyana.
Kaoferansa momba ny fananganana Fandriampahalemana amin'ny alalan'ny teknolojia ho atao ao Cambridge, MA (US) … (miaraka amin'ny fandraisam-pitenenan'ny mpiara-manorina ny GV Ethan Zuckerman)
Inona no vitantsika…
Mandeha ny GV meetups! Tao anatin'izay roa herinandro vitsy izay, hitantsika ny fihaonana tao Phnom Penh, , Kambodza; Kairo, Ejipta; Kampala, Oganda; sy Skopje, Macedonia.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...