Tantara tamin'ny 03 Desambra 2013
Nitrangàna Herisetra Ny Lalao Fifaninanana Baolina Kitra Tao Orogoay
Tompon'andraikitra tamin'ny loza mahatsiravina teo amin'ny toeram-pijeren'i Amsterdam tao amin'ny Centenario Stadium ireo mpanohana ny Peñarol nandritra ny fifanandrinana klasika niarahana tamin'ny Nacional.
Thailand: Mikendry “Androm-Pandresena” ireo Mpanao Hetsi-panoherana Manohitra Ny Governemanta
Nipoaka ny herisetra teo amin'ireo mpahao hetsi-panoherana sy ireo mpomba ny governemanta. Mandritra izany, nitifitra entona mandatsa-dranomaso an'ireo mpahao hetsi-panoherana ny polisy mba hanakanana azy ireo tsy hiditra taminà tranobe iray an'ny governemanta.
Tsy Tian'i Afrika Atsimo ho Hitanao ny Tranoben'ny Filoha
Nampiasa 20 tapitrisa dolara ny governenmantan'i Afrika Atsimo mba hanatsarana ny trano fonenan'ny Filoha Jacob Zuma. Nandrahona ireo minisim-panjakana fa na iza na iza mamoaka ny sarin'io trano io dia hosamborina.