Tantara tamin'ny 01 Desambra 2013
The Toolbox: Fomba 16 Vaovao Famoronana Tantara
Olon'ny jery ve ianao (ary te-hizara ny tantaranao amin'izany fomba izany)? Sa mila fanairana raha vao misy tatitra mikasika ny filoham-pirenen'i Moldova? Ireto misy fitaovana vaovao vitsivitsy hanampy anao hikaroka ny tantaranao manaraka, sy sehatra vaovao (tahaka ny fampahatsiahivana ny Tantara sy ireo sary mampifandray) hanolorana tsotra sy mazava fampahalalana.
Espaina : Tsy Hita Izay Meloka Tamin'ny Faharendrehan'i ‘Prestige’
Taorian'ny 10 taona nanaovana fanadihadiana sy 9 volana tany am-ponja, nohafahan'ny Fitsarana Avon'i Galice madiodio ireo olona telo voaheloka noho ny heloka vitany tamin'ny tontolo iainana .
Espaina : Nampihovitrovitra Ny Sisintany Espaniola Ilay Tetikasa Castor
Mety ho vokatr'ilay fampidirana entona ao ambany ranomasina amin'ilay toby tantànan'ny tetikasa Castor ilay fihovitrovitry ny tany.
Ny Otri-Pivoaran'ny Teknolojia Eto Afrika: Sisintany (Vaovao) Rahatrizay?
Satria lasa sisintany vaovaon'i fivelarana nomerika i Afrika, hifantoka amin'ireo fisantaran'andraikitra nitsangana vao haingana sasantsasany manerana ny kaontinanta isika hijerena ny fomba fivelaran'ny teknolojia vaovao ao.
Poeta Iray Avy Ao Qatar Voaheloka Noho Ny Fandrahonana Hanongam-panjakana No Resy Teo Anoloan'ny Fitsarana
Nanmafy ny Qatar's Court of Cassation, fitsarana tao Qatar ny amin'ny fampidirana am-ponja ny poeta Muhammad Rashid al-Ajami ho 15 taona an-tranomaizina. Ny helony ve? " Ny Fandrahonana Hanongam-panjakana" tamin'ny alalan'ny tononkalony.