Voalohany dia faly tamin'ilay zavona nanomboka ny sabotsy (16 Novambra) tolakandro ny mponin'i Riyadh, renivohitr'i Arabia Saodita. Ora vitsy taty aoriana, tsy nahafaly intsony fa nampivarahontsana aza rehefa nanondraka ny tanàna ny orana.
Indreto ny vitsivitsy amin'ireo sary sy bitsika nifampizaràna omaly, izay maneho ny fahatondrahana. Maro no naneho hevitra amin'ny hoe ahoana no firenena manan-karena toa an'i Arabia Saodita ka dia tsizarizary ny foto-drafitrasa, tsy afaka akory hiatrika oram-be.
#Video [1] of lightning striking Al-Faisaliya Tower in #Riyadh [2] earlier this evening. pic.twitter.com/AtOqdvVnF6 [3]
— Arab News (@Arab_News) November 16, 2013 [4]
#Lahatsarin'ny varatra namely an'ilay tranoavo Al- Faisaliya Tower ao #Riyad tamin'ny fiandohan'iny alina iny. pic.twitter.com/AtOqdvVnF6
— Arab News (@Arab_News) 16 Novambra 2013 [4]
Now,,,, lightning and rain ,,, in Riyadh pic.twitter.com/u2VLQz1oDh [5]
— أبو خالد (@abukhalid3333) November 16, 2013 [6]
Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013 [6]
#riyadhrain [7] stuck on northern ring road for nearly an hour. Why can't #Riyadh [2] deal with a little rain? pic.twitter.com/N1tEZQxbfn [8]
— Peter of Arabia (@PeterofArabia) November 16, 2013 [9]
orana tao riyadh #riyadhrain [7] nihandrona tao amin'ny fiholanan-dàlana nandritra ny ora iray mahery. Nahoana #Riyadh [2] no tsy afa-miatrika orana kely akory? pic.twitter.com/N1tEZQxbfn
— Peter of Arabia (@PeterofArabia) 16 Novambra 2013 [9]
With only 2hrs of heavy rain, Riyadh got drenched! What a shame!! #الرياض_تغرق [10] #امطار_الرياض [11] pic.twitter.com/BGLVXVcZXl [12]
— Fatimah Alhamlan (@FatimahAlhamlan) November 16, 2013 [13]
Orana be nivatravatra nandritra ny ora roa monja, petsa tanteraka i Riyadh! Mahamenatra! # الرياض _ تغرق # امطار _ الرياض pic.twitter.com / BGLVXVcZXl
— Fatimah Alhamlan (@FatimahAlhamlan) 16 Novambra 2013 [13]
Now,,,, lightning and rain ,,, in Riyadh pic.twitter.com/u2VLQz1oDh [5]
— أبو خالد (@abukhalid3333) November 16, 2013 [6]
Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013 [6]
Riyadh flooding after the heavy rain Saturday. #Riyadh [2] #RiyadhRains [14] #Saudi [15] pic.twitter.com/EvQlRPcJDK [16]
— Mohammed K. Alyahya (@7yhy) November 16, 2013 [17]
Riyad tondraka taorian'ilay oram-be nivatravatra ny Sabotsy teo. #Riyadh [2] #RiyadhRains [14] #Saudi [15] pic.twitter.com/EvQlRPcJDK [16]
— Mohammed K. Alyahya (@7yhy) 16 Novambra 2013 [17]
Heavy rain in Riyadh (Saudi Arabic) causes flood in supermarket. pic.twitter.com/esUWJ4ZOSn [18]
— أبو جاز Abu Jazz (@AbuJazz) November 16, 2013 [19]
Oram-be nivatravatra tao Riyadh (Arabia Saodita) niteraka tondradrano tany anaty toeram-pivarotana lehibe iray. pic.twitter.com/esUWJ4ZOSn [18]
— أبو جاز Abu Jazz (@AbuJazz) 16 Novambra 2013 [19]
@alimhaider [20] this Riyadh today. After rain. Remember what I told you about the infrastructure? pic.twitter.com/Zhs9VMR8fl [21]
— maii (@iaskmaie) November 16, 2013 [22]
@alimhaider [20] Ity Riyad androany. Taorian'ny orana. Tsaroanareo ve izay nolazaiko anareo mikasika ny fotodrafitrasa? pic.twitter.com/Zhs9VMR8fl
— maii (@iaskmaie) 16 Novambra 2013 [22]
#NiagaraFalls [23] in #Riyadh [2]? Rich as the nation may be, my ❤️goes to those living in poor conditions #Rain [24] pic.twitter.com/JZxrCotJcT [25]
— Peace NOW ✌️ (@OneLadyLibra) November 17, 2013 [26]
#NiagaraFalls [23] aty #Riyadh [2] ? Raha ny maha-manankarena an'ilay firenena aloha, mety hitranga izany e, ho an'ireo miaina anaty zava-tsarotra ny ❤avy aty amiko #Rain [24] pic.twitter.com/JZxrCotJcT [25]
— Peace NOW ✌️ (@OneLadyLibra) 17 Novambra 2013 [26]
The land of oil and money drowning under few hours of rain #Riyadh [2] #SaudiArabia [27] pic.twitter.com/ZeXjkwSWdw [28]
— Mohamed Alaa (علاء) (@McHappyPants__) November 17, 2013 [29]
Tondraky ny rano ilay kianjan'ny solika sy ny vola, ora vitsy monja taorian'ny orana.#Riyadh [2] #SaudiArabia [27] pic.twitter.com/ZeXjkwSWdw [28]
— Mohamed Alaa (علاء) (@McHappyPants__) 17 Novambra 2013 [29]
More #Flooding [30] in #Riyadh [2]. They just cancelled schools for tomorrow: pic.twitter.com/WZd8fPde7e [31]
— Abdullah Mohiuddin (@NidalM) November 16, 2013 [32]
# [30]Tondradrano be ao #Riyadh [2]. Nofoanan-dry zareo fotsiny aloha ny fampianarana ho an'ny rahampitso : pic.twitter.com/WZd8fPde7e
— Abdullah Mohiuddin (@NidalM) 16 Novambra 2013 [32]
Rains are expected to continue Sunday in #Riyadh [2] and the northern and eastern parts of #Saudi [15] Arabia pic.twitter.com/8x0oJmKpka [33]
— Zaid Benjamin (@zaidbenjamin) November 17, 2013 [34]
Heverina mbola hiutohy ny orana ao #Riyadh [2] ny Alahady, ary any amin'ny faritra avaratra sy atsinanan'i Arabia Saodita pic.twitter.com/8x0oJmKpka
— Zaid Benjamin (@zaidbenjamin) 17 Novambra 2013 [34]