Voalohany dia faly tamin'ilay zavona nanomboka ny sabotsy (16 Novambra) tolakandro ny mponin'i Riyadh, renivohitr'i Arabia Saodita. Ora vitsy taty aoriana, tsy nahafaly intsony fa nampivarahontsana aza rehefa nanondraka ny tanàna ny orana.
Indreto ny vitsivitsy amin'ireo sary sy bitsika nifampizaràna omaly, izay maneho ny fahatondrahana. Maro no naneho hevitra amin'ny hoe ahoana no firenena manan-karena toa an'i Arabia Saodita ka dia tsizarizary ny foto-drafitrasa, tsy afaka akory hiatrika oram-be.
#Video of lightning striking Al-Faisaliya Tower in #Riyadh earlier this evening. pic.twitter.com/AtOqdvVnF6
— Arab News (@Arab_News) November 16, 2013
#Lahatsarin'ny varatra namely an'ilay tranoavo Al- Faisaliya Tower ao #Riyad tamin'ny fiandohan'iny alina iny. pic.twitter.com/AtOqdvVnF6
— Arab News (@Arab_News) 16 Novambra 2013
Now,,,, lightning and rain ,,, in Riyadh pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) November 16, 2013
Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013
#riyadhrain stuck on northern ring road for nearly an hour. Why can't #Riyadh deal with a little rain? pic.twitter.com/N1tEZQxbfn
— Peter of Arabia (@PeterofArabia) November 16, 2013
orana tao riyadh #riyadhrain nihandrona tao amin'ny fiholanan-dàlana nandritra ny ora iray mahery. Nahoana #Riyadh no tsy afa-miatrika orana kely akory? pic.twitter.com/N1tEZQxbfn
— Peter of Arabia (@PeterofArabia) 16 Novambra 2013
With only 2hrs of heavy rain, Riyadh got drenched! What a shame!! #الرياض_تغرق #امطار_الرياض pic.twitter.com/BGLVXVcZXl
— Fatimah Alhamlan (@FatimahAlhamlan) November 16, 2013
Orana be nivatravatra nandritra ny ora roa monja, petsa tanteraka i Riyadh! Mahamenatra! # الرياض _ تغرق # امطار _ الرياض pic.twitter.com / BGLVXVcZXl
— Fatimah Alhamlan (@FatimahAlhamlan) 16 Novambra 2013
Now,,,, lightning and rain ,,, in Riyadh pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) November 16, 2013
Varatra sy orana,,,amin'izao fotoana izao ao à Riyad pic.twitter.com/u2VLQz1oDh
— أبو خالد (@abukhalid3333) 16 Novambra 2013
Riyadh flooding after the heavy rain Saturday. #Riyadh #RiyadhRains #Saudi pic.twitter.com/EvQlRPcJDK
— Mohammed K. Alyahya (@7yhy) November 16, 2013
Riyad tondraka taorian'ilay oram-be nivatravatra ny Sabotsy teo. #Riyadh #RiyadhRains #Saudi pic.twitter.com/EvQlRPcJDK
— Mohammed K. Alyahya (@7yhy) 16 Novambra 2013
Heavy rain in Riyadh (Saudi Arabic) causes flood in supermarket. pic.twitter.com/esUWJ4ZOSn
— أبو جاز Abu Jazz (@AbuJazz) November 16, 2013
Oram-be nivatravatra tao Riyadh (Arabia Saodita) niteraka tondradrano tany anaty toeram-pivarotana lehibe iray. pic.twitter.com/esUWJ4ZOSn
— أبو جاز Abu Jazz (@AbuJazz) 16 Novambra 2013
@alimhaider this Riyadh today. After rain. Remember what I told you about the infrastructure? pic.twitter.com/Zhs9VMR8fl
— maii (@iaskmaie) November 16, 2013
@alimhaider Ity Riyad androany. Taorian'ny orana. Tsaroanareo ve izay nolazaiko anareo mikasika ny fotodrafitrasa? pic.twitter.com/Zhs9VMR8fl
— maii (@iaskmaie) 16 Novambra 2013
#NiagaraFalls in #Riyadh? Rich as the nation may be, my ❤️goes to those living in poor conditions #Rain pic.twitter.com/JZxrCotJcT
— Peace NOW ✌️ (@OneLadyLibra) November 17, 2013
#NiagaraFalls aty #Riyadh ? Raha ny maha-manankarena an'ilay firenena aloha, mety hitranga izany e, ho an'ireo miaina anaty zava-tsarotra ny ❤avy aty amiko #Rain pic.twitter.com/JZxrCotJcT
— Peace NOW ✌️ (@OneLadyLibra) 17 Novambra 2013
The land of oil and money drowning under few hours of rain #Riyadh #SaudiArabia pic.twitter.com/ZeXjkwSWdw
— Mohamed Alaa (علاء) (@McHappyPants__) November 17, 2013
Tondraky ny rano ilay kianjan'ny solika sy ny vola, ora vitsy monja taorian'ny orana.#Riyadh #SaudiArabia pic.twitter.com/ZeXjkwSWdw
— Mohamed Alaa (علاء) (@McHappyPants__) 17 Novambra 2013
More #Flooding in #Riyadh. They just cancelled schools for tomorrow: pic.twitter.com/WZd8fPde7e
— Abdullah Mohiuddin (@NidalM) November 16, 2013
#Tondradrano be ao #Riyadh. Nofoanan-dry zareo fotsiny aloha ny fampianarana ho an'ny rahampitso : pic.twitter.com/WZd8fPde7e
— Abdullah Mohiuddin (@NidalM) 16 Novambra 2013
Rains are expected to continue Sunday in #Riyadh and the northern and eastern parts of #Saudi Arabia pic.twitter.com/8x0oJmKpka
— Zaid Benjamin (@zaidbenjamin) November 17, 2013
Heverina mbola hiutohy ny orana ao #Riyadh ny Alahady, ary any amin'ny faritra avaratra sy atsinanan'i Arabia Saodita pic.twitter.com/8x0oJmKpka
— Zaid Benjamin (@zaidbenjamin) 17 Novambra 2013