Tantara tamin'ny 19 Oktobra 2013
Lavin'ny Filohan'i Panama Ny Mahavoarohirohy Ny Zananilahy Amin'ny Afera Maizina Italiana
Miditra amin'ny Twitter ny Panameana hitsipahana ny fomba fandavan'ny filoha Ricardo Martinelli ny mahatafiditra ny zananilahy amin'ny aferan-kolikoly Italiana.