Tetikasam-piarahamonina tantanin'ireo mpilatsaka an-tsitrapo izay mikendry hiatrika ireo herisetra ara-nofo imasom-bahoaka, na ny fanorisorenana ny vehivavy araka ny ahafantarana azy ao India ny Blank Noise, ka namoahana lalaon-javamisy antsoina hoe “Action hero (Fihetsika mahery fo)” natao hiadiana ny tahotry ny vehivavy Indiana marobe ao an-tanàndehibe.
Araka ny filazan'ny bilaogy projExportect, na iza na iza na olona firy na firy dia afaka mandray anjara amin'ny lalao, izay afaka lalaovina miaraka manerana ny tanàna, firenena, tanàndehibe mpiray hasin'ora (fuseaux horaires). Tokony hanana kaonty Twitter sy finday ny mpilalao mba hahafahany mandray hafatra misy ireo torolalana sy ny asa atao, ary tokony amin'ny toerana tsy mahazatra ny mpilalao no hanombohana izany.
Nanazava ny antony ilavana ny lalao ny habaka (tranonkala):
At Blank Noise we have largely used the web space to build dialogue on the issue of sexual violence. We announce events, build participation, work towards growing a community of men and women who take ownership and responsibility of sexual violence. We intervene across spaces with multiple forms of media (live street actions/ t shirts/ posters/ sound installations/ interviews) but rely largely on the web to build testimonials of sexual violence. There are spaces and communities this blog space hasn't accessed. That's also where we count on you.
Ao amin'ny Blank Noise, nivalampatra nampiasa ny sehatry ny habaka isika mba hamolavola resadresaka momba ny lohahevitra herisetra ara-nofo. Nanambara ny hetsika izahay, manamafy ny fandraisan'anjara, miasa hampitombo ny fiarahamonin'ny lahy sy ny vavy izay misahana sy mandray andraikitra amin'ny herisetra ara-nofo. Mirotsaka manerana ny sehatra rehetra amin'ireo karazana media marobe izahay (hetsika fandefasana sioka mivantana / t shirts / afisy /fametrahana fanamafisam-peo / resadresaka) saingy miankina tanteraka amin'ny habaka mba handefasana fijoroana vavolombelona momba ny herisetra ara-nofo. Misy ireo sehatra sy fiarahamonina tsy afaka idiran'ity bilaogy ity. Izany ihany koa no antony hianteheranay aminareo.
Jasmeen Patheja, Mpamorona ny Blank Noise, nanazava tsara kokoa ny lalao tao amin'ny Indian Express :
The Action Hero Game is designed to deal with fear and to make the ‘action hero’ player acutely aware of his or her presence in his or her city. Through the ‘tasks and challenges’, it enables new behaviour, thus building new associations and memories with a public space.
Ny lalao “action hero” dia natao hiadiana amin'ny tahotra ary hahatonga ireo mpilalao ny “action hero” hahafantatra tsara ny fisiany ao amin'ny tanànany. Amin'ny alalan'ireo «andraikitra sy fanamby», manome fitondratena vaovao izany, amin'ny fananganana fikambanana vaovao sy tantaram-piainana miaraka amin'ny sehatry ny daholobe.
Nanazava tsara kokoa izy tao amin'ny Deccan Chronicles: She further explained to the Deccan Chronicles:
Jasmeen Patheja, the originator of Blank Noise explains that being defensive and hyper alert does not lead to “feeling safe” and that was when she conceptualised the idea. She says, “We keep ourselves safe by building defense rather than making it familiar.” The project hopes that each individual has the ability and power to influence change in one’s society.
Nanazava i Jasmeen Patheja, tompon-kevitra tamin'ny Blank fa tsy mitondra mankany amin'ny “fahatsiarovan-tena ho voaaro” ny fahavononana hiaro tena sy ny ho mora taitra be loatra raha namorona ity hevitra ity izy. Hoy izy: «Manome fiarovana ny tenantsika isika amin'ny fahaiza-miaro fa tsy amin'ny fizàrana.” Manantena ny tetikasa fa hanana fahafahana sy tanjaka hitarika fiovana eo amin'ny fiarahamonina ny olona tsirairay avy.
Tamin'ny 5 Oktobra 2013, nolalaovina tao amin’ireo tanànan'i India ny lalao :
View Action Hero Game #1 in a larger map
Namariparitra ireo andraikitra nomeny sy ny fomba namaliany izany i Anjali Manakkad avy eo Bangalore. Ny hipetraka sy hibanjina eny amin'ny rahona no andraikiny faha-efatra:
I went to one of the benches down the road and I left my camera pack on the side and I stretched myself and bent my head backwards. This was actually very peaceful and no one seemed to be curious or mocking by my actions. I don't know if anyone really noticed me as I was looking up most of the times. But I knew for sure that no one was sniggering or talking about me as I heard a few footsteps pass me by with no reaction.
Nandeha namonjy seza iray teny an-dalana aho ary navelako teo akaiky teo ny fankàtsariko ka nitsotra naka aina aho ary nibanjina ny lanitra ny lohako. Tena nilamina tokoa nandritra izany ary tsy mba nisy olona nijierijery ka naneso ny fihetsiko. Tsy fantatro raha nisy olona nahatsikaritra ahy marina satria nihiratra matetika aho. Saingy tena fantatro tsara fa tsy nisy olona nitsikanikany na niresaka momba ahy satria nahare olona mandeha tongotra mandalo eo akaikiko saingy tsy manao na inona na inona izy ireo.
Laura Valencia, mpandray anjara, naneho hevitra tamin'ny lahatsoratry ny The Alternative:
The first few instructions were straightforward. I walked with my arms swinging, sat in a place and got comfortable, and made small talk with strangers. As time went on, I found myself less obsessed with checking to see if a new instruction had come as I sank into playing the game. I found my temporary happy place about two hours in while standing on a street corner and giggling.
Tsotra ireo torolàlana voalohany. Nandeha an-tongotra manasavilivily tanana aho, naka toerana ary nipetraka tsara, ary niresaka fohy tamin'olo-tsy fantatra. Nandeha ny fotoana, hitako fa tsy variana tamin'ny fijerena raha misy ny torolàlana vaovao tonga satria renoka tao anatin'ny lalao aho. Teo amin'ny adiny roa teo no nahitako ny toerako vonjimaika falifaly raha nitsangana teo antsisin-dalana sady nivanivany.
Tao amin'ny bilaogy Blank Noise Action heroes, nizara ny fihetseham-pony ireo mpandray anjara:
Ash, nandray anjara tamin'ny “Action Hero” nihevitra hoe:
The funny thing about all this is our general attitude to it. It is something that we women expect to experience. We ‘modern’ women may have stopped taking it lying down, and take action when we can. Nevertheless, it’s a sad fact of life that eve-teasing is a normal part of life. We Bombayites even considered ourselves luckier, because at least we weren’t like our sisters in Delhi – who’d travel in busses with their arms crossed at their chest, pointed needles poking out of their fists at either side!
Ny tena mahafinaritra tamin'izany rehetra izany dia ny fihetsitsika amin'ny ankapobeny. Izany no zavatra nantenainay vehivavy hiainana. Afa-mitsahatra amin'ny [fanekena] hitsilany fotsiny isika vehivavy “maoderina”, ka handray fepetra raha ilaina. Kanefa kosa, zavamisy mampalahelo fa anisan'ny zava-iainana andavanandro ny fanorisorenana vehivavy. Manasokajy ny tenanay ho manam-bitana kokoa izahay Bombayita izany fa tsy tahaka ireo rahavavinay ao Delhi – izay mamihi-tratra sy mandranirany hoho maranitra amin'ny andaniny sy ankilany!
Amin'ny 19 oktobra 2013 indray ny lalao manaraka. Raha hisoratra anarana maimaim-poana, mandefasa mailaka amin'ny blurtblanknoise@gmail.com.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...