Miaraha Aminay Ao amin'ny “The Bridge”

Sasany amin'ireo olona izay ho vakianao ao amin'ny “TheBridge” ny asany, manomboka ny 10 Oktobra.
Ny volana Jolay tamin'ny taona lasa, tany amin'ny Fivoriana faratampon'ny Global Voices tao Nairobia, nipetraka teo anoloan'ny efitrano fiandrasana i Aparna Ray sy i Nwachukwu Egbunike, efitra tery tao amin'ilay trano lehibe izay nomenay anarana hoe Trano Jirafy ary nametraka ny fanontaniana hoe : maninona raha ampitomboana ny fanoratana ao amin'ny “Global Voices” mba ampidirana zavatra “orijinaly”?
Tao anatin'ny tena lamaodin'ny “Global Voices”, avy any amin'ireo fonenany tsirairay avy, any Kolkata, Inde sy Ibadan, Nizeria, Aparna sy Nwach dia niara nitantana atrikasa virtoaly nanomanana ilay fivoriana faratampony nitrandrahana izay hevitra handehanana lavidavitra kokoa mihoatra ny fomba fanaontsika amin'ny fanaovana tatitra “tsy miandany”. Ho an'ireo mpandray anjaran'ny Global Voices avy any amin'ny firenena 60 dia fihantsiana ny fanontanian'izy roa lahy ireo.
Tao anatin'izay sivy taona nisian'ny “Global Voices” izay, nirehareha tamin'ny tenanay izahay amin'ny maha-mpitantana sy mpanamora ny media-n'olontsotra manerantany, amin'ny fiaretana ny mafy mba hitaterana vaovao marina araka izay azo atao mikasika ny hoe inona ny ataon'ny sasany ety anaty aterneto. Nahazoanay ny Fankatoavan'ireo mpanao gazety sy ireo mpikaroka ny teny nomenay mba tsy hiandany, nandritra izany niaraka tamin'ny laza ho toy ny loharanom-pahatokisana. Ka tsy tokony ho arovana izany?
“Tsy fiandaniana—inona izany?” hoy ny sasany tamin'ireo mpanao sangisangy zary tenany nananihany tao an'efitrano. Ny sasany niteny fa mety hampandeha bebe kokoa ny tatitra ataontsika ny fampidirana singa manokana maromaro ao anatin'ny tantarantsika. Nitsonga ny olan'ny fahasarotana amin'ny famoronana tantara manodidina ny mponina na ny dobok'amponga “buzz” ety anaty media sosialy i Nwach sy i Aparna tao anatin'ny famelabelarany raha mivoatra amn'ny hafainganam-pandeha ambony be ny zava-miseho. Mety hanampy antsika hihetsika malakilaky kokoa manoloana ny zava-miseho io fomba fanoratra vaovao io. Manahy ny momba ireo bilaogera eran-tany ny sasany: noho ny fampiharana fiovana tahàka ity, ho avelantsika hiatrika izay mahazo azy samirery ve izy ireo?
Taorian'ny adihevitra lava be, nanomboka nisy fanapahan-kevitra nivoaka , izay nohamarinina herinandro maro taty aoriana tamin'ny alalan'ny fakana hevitra natao tamin'ny vondrom-piarahamonin'ny “Global Voices”. Te-hamorona karazana lahatsoratra vaovao ao amin'ny Global Voices izahay, izay manana marika manokana sy miavaka amin'ireo karazana vaovao sasany efa nahazatra, ary mipetaka amin'ny sokajiny manokana.
Ny 10 Oktobra, hoapoitranay ihany ny farany io sokajy vaovao io. Nantsoinay hoe “The Bridge” izy io.
Fa maninona no “The Bridge” (Tetezana)? Araka ny fantatry ny olona mamorona zavatra foana—fitaovana iray vaovao, fanombohana iray, zaza Kardasianina iray — dia mafy ny fahitana anarana, matetika ilay tsara indrindra no eo ambanin'ny vavoronao. Rehefa nipoitra tao anatin'ny anarana maro be nomena nandritra ny fivorian'ny vondrom-piarahamoninay ny “The Bridge”, nikapoka ny handrinay izahay efa niaraka nandritra ny fotoana maro tamin'ny “Global Voices” ary niteny hoe: “Oadray—izay mihitsy!”.
Mampifandray toerana ny tetezana, mazava ho azy, mampisy fifandraisana ary fiampitan'ireo olona sy ireo hevitra, kanefa manana hevitra lalina ihany koa ny teny hoe “tetezana” ao anatin'ny tantaran'ny “Global Voices”. Tamin'ny fivorian'ny “Global Voices” voalohany indrindra tany “Cambridge”, tao “Massachusetts” tamin'ny taona 2004 dia niteny ny hoe “bridge blogger” ilay Iranianina bilaogera, Hossein “Hoder” Derakhshan, mba hamaritana ireo karazana vondron'olona vao misandratra anatin'ny tontolon'ny bilaogy maneran-tany. Manoratra ho an'ny daholobe ny “bridge blogger“, manampy ireo mpamaky azy hahatakatra ny toerana niaviany ao anatin'ny fisavoritahany manontolo.
Tsy misy fahabangàn'ny lahatsoratry ny tena manokana, fomba fijery sy tsikera any amin'ny aterneto, ary tsy te-hanampy ireo efa voasoratra izahay raha tsy hoe tsapanay fa afaka manolotra zavatra manan-danja. Toetra iray mampiavaka ny Global Voices ny hamaroana mahazendan'ireo firenena hita ao anatin'ny vondrom-pirahamoninay — firenena izay nahaterahana sy onenana ary anohizan'ireo mpandray anjara ato aminay ny asany. Mino izahay angamba fa misy filàna goavana be an'ireo tantara tsara rafitra foana momba ireo toerana manokana sy ireo fiarahamonina izay tsy tena voatatitra sy asehon'ireo media goavana mahazatra amin'ny fomba ampy sy tena mahalaza azy. Amin'ny alàlan'ny “The Bridge”, tanjonay ny hitondra ho anao ireo hevitra sy fifanakalozan-dresaka avy amin'ireo olona izay manana zavatra tsy manam-paharoa ao anatin'ireo tantara tantarainy — tantara izay antenaintsika fa hampitolagaga sy hampifaly.
Miaraka amin'io, tonga soa ato amin'ny “Global Voices the Bridge” ianao.
Lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana - The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana - The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...