Tantara tamin'ny 10 Oktobra 2013
Chin Peng, Ilay Maleziana Mpitarika Kaominista : Mahery Fo sa Mpampihorohoro ?
Nodimandry ny volana lasa teo tao Bangkok i Chin Peng, Filohan'ny Antoko Kominista Maleziana kanefa dia nolavin'ny Governemanta Maleziana ny faniriany handevenana ny lavenony an-tanindrazana
Inona No Azon'i Singapore Ianarana Avy Ao Myanmar
Nilaza ilay olo-malazan'i Demokrasia Suu Kyi fa afaka hianaran'i Singapore ny fomba fiainana milamina sy fifandraisana mafana kokoa sy akaiky ao Myanmar'.
Pejy Facebook Hosoka Amin'ny Anaran'ny Vadin'ny Filoham-pirenena Zambiana teo Aloha Nanaovana Fisolokiana Aminà Resaka Vatsim-pianarana
Tsy ity vadin'ny filoham-pirenena teo aloha ity ihany no olona ambony niharan'ny kaonty hosoka. Nisy ihany koa pejy Facebook hosoka natsangana amin'ny anaran'ny filoham-pirenena lefitra Dr Guy Scott .
Resadresaka Niarahana Tamin'i Dorothée Danedjo Fouba, Mpanao gazety Antserasera
Miresadresaka amin'ilay mpanoratra Dibssi Tande momba ny toeran'ny asa fanaovan-gazety antserasera ao Afrika i Dorothée Danedjo Fouba, bilaogera sady mpanao gazety media-marolafy Kameroney izay efa nahazo loka marobe.
Zaza iray Amin'ny Telo Maneran-tany No Tsy Manana Soram-piankohonana
Ny tsy fisian'ny kopia nahaterahana dia mety midika fa ny zaza dia tsy afaka hisoratra anarana any an-tsekoly na mahazo fitsaboana. Tafatafa niaraka tamin'i Evelina Martelli, lehibe mpitantana ny BRAVO!, tetikasa mamporisika ny fanaovana kopia nahaterahana.
Libanona: Ohatrinona Ny Pasipaoro Iray? Adihevitra Mangidy
Tafiditra ao anatin'ny folo ratsy indrindra manerantany ny pasipaoro Libaney raha eo amin'ny lafiny fahafaha-mivezivezy, niely tamim-pangidiana an-tserasera izany vaovao ts mahagaga izany.