- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Namotsotra Gadra Politika i Iran

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Fitantanam-pitondrana, Mediam-bahoaka, Zon'olombelona

Namotsotra [1] gadra politika maro i Iran tamin'ny Alarobia, isan'izany ilay Iraniana, Nasrin Sotoudeh, [2]mafana fo amin'ny zon'olombelona, mpahay lalàna sy nahazo ny Sakharov Prize [3] Nanoratra [4]ny vadin'i Nasrin “Tonga i Nasrin,…hoy zareo hoe afaka ianao.”