Saodiana 16 Taona Miady Ao Syria
Nanomboka tamin'ny fivakisan'ny ady an-trano tao Syria, roa taona sy tapany lasa izay, miezaka manintona ireo tanora mba hanatevin-daharana ny tafikany ireo vondrona Jihadista isan-karazany. Nanjary fitaovana goavana hanentanana ireo mpitahiry ny nentin-drazana hiringiriny an'arivony hanatevin-daharana ireo vondrona ny famoahana tsy an-kiato ireo sary misy ny famonoana nandritra izany fotoana izany, ary iray amin'ireo loharanom-baovaon'ny mpiady jihadista i Arabia Saodita.
Tamin'ny herinandro lasa, nahasarika ny maro tao amin'ny tontolon'ny Twitter Saodiana ny tantara miavaka iray raha tonga tao Syria i Moath al-Hamili, 16 taona mba hanatevin-daharana ireo vondrona ireo. Moath dia zanaka lahin'i Reema al-Jourish, izay fantatra tamin'ny fandraisany andraikitra mavitrika amin'ny fanoherana ny fanagadrana tsy amin'ny antony ny vadiny, Abdallah al-Hamili, izay nogadraina nandritra ny 10 taona tsy nisy didim-pitsarana. Raha ny marina, namoaka didi famotsorana azy ny fitsarana, saingy mbola notazonina tao am-ponja foana izy. Tamin'ny volana Febroary kosa, iray tamin'ireo vehivavy nandray anjara taminà sit-in nalaza i al-Jourish, talohan'ny nisamborana sy nanagadrana azy ireo nandritra ny herinandro. Natao fahirano ny tranom-pianakaviany, ary noraràna tsy hifandray amin'iza na iza ireo zanany. Nosamborina ihany koa i Moath raha nitaky ny famotsorana ny reniny.

Moath, taorian'ny fahatongavany tao Syria. via @twit_rima
Tamin'ny Alarobia, al-Jourish nisioka hoe [ar]:
#نفير_معاذ_الهاملي الحمدالله الذي بنعمته تتم الصالحات ابشركم بوصول ابني معاذ لشام اسأل الله لناوله الثبات pic.twitter.com/gGg4jDCJZq
— ريما الجريش (@twit_rima) September 25, 2013
@twit_rima: Misaotra Allah, noho ny fitahianao rehetra. Tonga ao Syria ny zanako lahy Moath. Mangataka amin'i Allah aho mba hanome hery ho azy.
Hoy izy nanohy:
ابني أوذي في بلاد الحرمين بسبب نصرته للمعتقلين فلن اسلمة لقمة سائغة للطواغيت فأرض العزة أرحم به .. #نفير_معاذ_الهاملي
— ريما الجريش (@twit_rima) September 25, 2013
@twit_rima: Niharan'ny herisetra tao [Arabia Saodita] ny zanako lahy noho ny fanohanany ireo gadra. Tsy tiako ho mora azon'ireo lian-drà ny zanako lahy. Miantra azy kokoa ny tanin'ny fahamendrehana sy ny voninahitra.
gazety al-Hayat namoaka tantara fohy [ar] momba azy, izay milaza hoe:
وقالت: «اتصلت بي مندوبة من وزارة الداخلية اسمها أم محمد، كانت تحذرني من ابني معاذ».
Hoy izy (al-Jourish): “Nampitandrina ahy momba ny zanako lahy, Moaht ny solontena avy ao amin'ny Minisiteran'ny Atitany antsoina hoe Um Mohamma. “
al-Jourish namaly izany tantara izany tamin'ny alalan'ny fisiahana hoe:
جريدة الحياة رتبو الكلام على مايريدون وليعلم الصحفي اني سجلت الاتصال اولا مندوبة الداخليه لم تحذرني من .. ابني بل هددتني به وقالت سوف يكون بجانب والده بسجن وهددتني بإبنتي ماريه ذات ١٣ عام وقالت سوف تخسرين ابنائك..ايضا اخبرت ان ذهاب ابني لسوريا احب الي من سجون المباحث لانه راى اثار التعذيب وسمع من والده ماحصل له داخل السجون…فلا اريد ان تتكرر مأسات والده من جديد يذهب الى ارض العزة ويستنشق هواء الحريه احب الي من سجون المباحث وتعذيب..ايضالم تذكر الصحيفه ان المباحث تضايقني وتحاول جاهده ان تمارس علي صنوف التعذيب النفسي ولم تذكران زوجي صدر بحقه افراج [1][2][3][4][5]
Notaterin'ny gazety Journal Al -Hayat araka ny hitiavany azy ireo fanambarako. Tiako ho fantatr'ireo mpanao gazety fa noraketiko am-peo ny antso an-tariby. Voalohany indrindra, tsy nampitandrina ahy momba ny zanako lahy ny [minisiteran’] ny atitany, fa nandrahona ahy. Nilaza izy [solotenan'ny minisitera] fa te-ho eo akaikin'ny rainy any am-ponja izy. Nandrahona ahy amin'ny filazana momba ny zanako vavy ihany koa izy. Nilaza izy fa mety tsy hahita azy ireo intsony aho. Nilaza taminy ihany koa aho fa tiako ho eto Syria ny zanako lahy fa tsy any amin'ny fonjan'ny polisy miafina. Nahita maso ny vokatry ny fampijaliana izy ary henony tamin-drainy izay zava-nihatra tamin-drainy tao am-ponja. Tsy tiako hiverina ny loza mahatsiravina nahazo ny rainy. Tiako ho ao amin'ny tanin'ny fahamendrehana sy hitsoka fahalalahana izy fa tsy any amiin'ny fonjan'ny polisy mpitsikilo ho eo ambanin'ny fampijaliana. Tsy nolazain'ny gazety ihany koa fa niharan'ny herisetran'ny polisy mpitsikilo izay nikasa hampahory ahy ara-tsaina amam-panahy ihany koa aho . Tsy notateriny ihany koa fa nahazo didy famotsorana ny vadiko .
Nizarazara ny fihetseham-po teo amin'ny tontolon'ny twitter. Nientanentana manoloana ny vaovao ireo mpomba ny jihadista ary nandray izany ho fanararaotana handrisihana ireo tanora hanatevin-daharana ny tolona. Etsy ankilany, maro ireo olona nanome tsiny ilay renim-pianakaviana ho tsy miraika ary mampidi-doza ho an'ny zanany lahy.
Nada A nanoratra hoe:
ليس أسوأ من أم ترسل ابنها للموت بإسم جهاد مزعوم الا من يصفق لها! الى اين نسير ؛( #نفير_معاذ_الهاملي
— Nada.A (@nada0075) September 25, 2013
Mbola ratsy kokoa noho ity vehivavy mandefa ny zanany mba ho faty ao amin'ilay antsoina hoe Jihad ity ireo izay faly aminy. Handeha ho aiza isika?
Maro tamin'ireo izay efa nandray anjara tamin'ny hetsika politika milamina no nivadika lasa mpikambana ao amin'ny vondrona mpandala ny nentin-drazaa hiringiriny maherisetra rehefa nosamborina sy voaheloka higadra izy ireo. Efa nitatitra ihany koa ilay mpikambana ao amin'ny Fikambanana miaro ny zo sivily sy politika (ACPRA) Mohammad al-Qahtani izay any am-ponja amin'izao fotoana izao fa hampirisihan'ny minisiteran'ny atitany hiady ao Syria ireo gadra:
فضيحة جديدة لوزارة الداخلية #السعودية عرضت على بعض الشباب الموقوفين على خلفية المظاهرات الموافقة على الذهاب للقتال في سوريا مقابل العفو #حسم
— Mohammad Al-Qahtani (@MFQahtani) January 30, 2013
@MFQahtani: Fanafintohinana vaovao avy amin'ny Minisiteran'ny Atitany Saodiana: Omen'izy ireo famotsorana ireo tanora sasany voasambotra tamin'ny fihetsiketsehana raha nanaiky hiady ao Syria
Fanampin'izany, mpikambana ao amin'ny ACPRA, Abdullah al-Hamid nitatitra tranga tahaka izany nataonà mpitsara:
قالت أم محمد الطلق: الذي قتل في سورية( في خطابها للملك)القاضي الحسني نهى ابني وزملاءه ال١٩عن المظاهرات وحرضهم قتال الشيعة هناك!!
— د. عبدالله الحامد (@Abubelal_1951) February 25, 2013
@Abubelal_1951: Nilaza tamin'ny taratasy nalefany ho an'ny mpanjaka ny renin'i Mohammad al-talaq, izay voavono tao Syria fa: nampitandreman'ilay mpitsara al-Hosni tsy hanao fiihetsiketsehana ny zanako lahy sy ireo namany mpanao fihetsikesehana 19 ary nandrisika azy ireo mba hiady amin'ireo Shiita any [Syria]!
Tantaran'ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana farany
-
1 herinandro izayAlzeria
Tontolo Arabo: “Tsy miteny hoe Israely intsony izahay…”
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 27 Lahatsoratra
- Desambra 2020 44 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...