- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fitaovana an-tserasera Hijerena Indray Mitopy Maso Ireo Sehatry Ny Kandidà Eto Madagasikara

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Politika, Teknolojia

Nanangana tranonkalam-pampitahana ny programan'asan'ny kandidà tsirairay [1] [fr-mg] ny tranonkala Malagasy Madatsara [2]. Nosokajiana ho sokajy sivy lehibe hanampiana ny olom-pirenena hanana fanapaha-kevita mandritra ny fifidianana ila sehatra. Hanomboka amin'ny 25 oktobra 2013 [3] ny fifidianana filoham-pirenena :

Review of all candidates platforms for 2013 elections by Madatsara (with permission) [1]

Fijerena indray mitopy maso ny sehatry ny kandidà rehetra mandritra ny fifidianana 2013 nataon'ny Madatsara (nahazoana alalana)