Tantara tamin'ny 02 Oktobra 2013
Fanangona-Tsonia An-Tserasera Nahavita Namotsotra Soka-Dranomasina tany Philippines
Nisy soka-dranomasina voababo natao hanintonana mpizaha tany ho fangalam-bola ny fakana sary azy. Mihoatra ny 1500 no nanasonia ho famotsorana ilay soka-dranomasina.
Shina: Nosamborina Nandritra Ny Fihetsiketsehana Nataon'ny Mpanohitra Ilay Mpikatroka Miliaridera Wang Gongquan
Nosamborina ary notànan'ny polisy ao Beijing ilay mpandraharaha miliaridera Wang Gongquan , hetsika hafa indray amin'ny famoretana ny firoboroboan'ny fiarahamonim-pirenena ao Shina.
Ahoana Ny Fomba Hitantanan'i Lebanona Ny Firohotr'Ireo Mpitsoam-ponenana Syriana Marobe?
Mampiatrano mpitsoa-ponenana tokotokony ho iray tapitrisa i Libanona amin'izao fotoana izao - na tokotokony ho ampahaefatry ny mponina ao aminy. Indreto ny zavatra sasantsasany mihatra amin'izy ireo ao Libanona.
Miara-miasa Amin'ny InfoAmazonia ny Global Voices
"Ampiasao ho fitaovana izahay", niteny tamin'ny ekipan'ny Global Voices ny Mpandrindra ny Tetikasa sady Mpiara-miasa ao amin'ny Knight International Journalism Gustavo Faleiros rehefa nanome soso-kevitra ny hanompo ny vondrom-piarahamonin'ny mediam-bahoaka eo amin'ny resaka sarintany sy ny fijerena ny rakitra any Amazonia
Korea Atsimo: Tsipahan'ny Mpitondra Katolika Ny Sampan-dRaharaha Fitsikilovana
Mpitondra fivavahana Katolika 700 no nitsipaka ny fanodinkodinana ny fifidianana filoha ataon'ny sampan-draharaham-pitsikilovana - Fotoana voalohany izao nikarakaran'ny fiangonana Katolika hetsi-panoherana tato anatin'ny folo taona.
Mandrava ny Resaka Fady: Mampiaka-peo Manohitra Ny Hômôfôbia ny Toniziana
Nanjaka tao amin'ny tontolon'ny Twitter ny teny ifankafantarana #TnGay. Ahmed Medien nizara tamintsika izay hevitry ny mpiserasera mikasika ny fahapelahana ao Tonizia.