Fokonolona Zapoteco Namoaka Tambajotram-Pinday Manokana
Any antendrombohitra atsimon'i Meksika, andrana vaovao ara-pifandraisana no indro maka ny toerany: tambajotra mahaleo tena na serasera amin'ny finday ho an'ireo fokonolona ambanivohitra izay notsinotsiniavin'ireo orinasa mpanome tolotra hatramin'izay. Nanohana izany vinan'asa Dizha Kieru izany ny Rising Voices ary lasa matoandahatsoratra an-gazety any Meksika (Noticias del Istmo, Sin Embargo, Milenio, ary Nacion) any any ivelany koa (AFP) noho ilay tetikasa vaovao mahaleotena, tambajotra ara-pifandraisana ao an-tanàna ambanivohitra Zapoteco anatin'ny Villa Talea de Castro.
Manohana ny fahazotoany mitantara toy ny mpanao gazety azy ireo ny Rising Voices ary maka tombony amin'ny fampiasana ny tambajotra amin'ny fakana sy fandefasana vaovao amin'ny alalan'ny SMS amin'ireo mponina. Rehefa Telcel nanda ny hiasa miaraka amin'ny fokonolona latsaky ny mponina 5000 ny tambajotra lehibe Telcel, dia nandray an-tanana nanorina ilay tambajotra ara-tserasera mahaleo tena nahazo ny fanampian'ny ONG miorina ao Philadelphia antsoina hoe Rhizomatica ny tanàna indizena kely ao Villa Talea de Castro. Ny mpamela hafatra sasany moa milaza fa “fandresen'ny fiarahamonim-pirenena amin'ny ampihimamba ara-tantara” ny fananganana ity tambajotra ity.

Sary nahazoana alalana avy amin'ny Rhizomatica
Ity horonan-tsary manaraka ity maneho ny hevitry ny mpikambana ao amin'ny fokonolona tamin'ny fanokafana ny tambajotra:
Izao no olana atrehin'i Meksika sy ireo firenena hafa, araka ny hevitry ny tranonkala Rhizomatica
…Actualmente, sólo compañías muy grandes y poderosas tienen acceso al espectro móvil y las concesiones para proveer el servicio. Pero el modelo de negocios y la tecnología que estas compañías proveedoras tradicionales usan han demostrado ser ineficaces para resolver el problema de conexión de gran parte del mundo. Queremos romper este oligopolio y permitirle a las comunidades convertirse en proveedores de servicio también
…Ankehitriny, ny orinasa mantanjaka ihany no mahazo ny onjampeom-pinday maro sy afa- mikarakara seraseram-pifandraisana amin'ny finday. Saingy ny modelim-pandraharahana sy ny teknolojia omen'izy ireny dia voaporofo fa tsy mahavaha ny olan'ny fampifandraisana kokoa an'izao tontolo izao. Tianay horavana izany ampihimamban'ny matanjaka izany ka avela ny fokonolona mba ho mpanome tolo-tserasera ihany koa
Ny fandrosoan'ny teknolojia open-source (loharano misokatra ho an'ny rehetra) no nahafahan'ny fokonolona sy ny tsirairay manolotra servisy azo itokisana. Ny tambajotra, antsoina Red Celular de Talea (RCT), dia mampiasa ny onjampeo 900Mhz (onjampeo misokatra ho an'ny rehetra), malalaka, rindrambaiko open-source ahafahana mitondra ny antso, ary tolotra VoIP (Feo mandeha amin'ny Aterineto) ahafahana miantso any Etazonia. Neken'ny vaomiera federaly misahana ny fifandraisandavitra (Cofetel) hanaovana andrana mandritra ny roa taona ny andrana teknolojia novokarin'i Range Networks miorina ao California. Mandoa 15 pesos, manodidina ny 1,2 dolara amerikana eo ho eo, isam-bolana ny nisoratra anarana 600 ao aminy amin'izao fotoana. Manaiky hametra ny antsony ho dimy minitra mba tsy hanavesatra ny tambajotra.
Raha ny fanazavana an-gazety nataon'ny Rhizomatica sy ny fikambanam-piarahamonina hafa :
La iniciativa buscó identificar las condiciones técnicas, económicas y jurídicas para que las comunidades indígenas que no cuentan con telefonía celular, pudieran hacerlo… así la comunidad opera una red privada interna conectada al servicio de internet que proporciona un concesionario o comercializadora de servicios y a través de éste, un concesionario de voz sobre protocolo de internet VoIP, da el servicio de telefonía al exterior.
Ny tanjon'ny fisantaran'andraikitra dia ny hamantarana ny fepetra ara-teknika, toekarena ary araka ny lalàna ahafahan'ny fiarahamonina tsy afa-miantso fiday mba hahazo izany tolotra izany ..amin'izay fotoana izay ny fiarahamonina afa-mikirakira tambajotra manokana mifandray amin'ny aterineto izay ahafahany manao tolotra fitsinjarana na fivarotana ihany koa, dia lasa mpizara tolotra VoIP izay misokatra amin'ny antso iraisampirenena.
Miasa amin'izao fotoana any Meksika sy Nizeria ny Rhizomatica izay mikendry manamora ny fivelaran'ny fiarahamonina amin'ny alalan'ny fifandraisana, nanentsina ny banga tsy vitan'ireo goavan'ny fifandraisandavitra. Ny iraka anolorany tena dia “ny hampitombo ny fahafahan'ny mponina mihoatra ny roa miliara tsy voarakotra sy ny 700 tapitrisa tena tsy manana na inona na inona mihitsy”. Iray amin'ireo tanana kely manana mponina manodidina ny 50000 tsy tongan'ny tolotra finday i Villa Talea de Castro. Manam-pikasana hanitatra ny tetikasa ny fokonolona ary hanatratra ny tanàna kely hafa, hananganana tambajotram-pinday ao amin'ny faritra ambanivohitra manerana an'i Oaxava.
Raha te hamantatra bebe kokoa momba ny Rhizomatica, araho ny tambajotra sosialy [twitter] na vakio ny blaogy.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...