Teo anivon'ny fiomanana amin'ny fetim-pireneny, 11 Septambra 2013, dia nankalaza izany tamin'ny alàlan'ny fifampitantànana ny vondrom-piarahamonina Katalàna maneran-tany mba hitakiana ny fahaleovantena amin'i Espaina.
Ny 11 Septambra dia ao Via Catalan (Làlan'i Katalàna [1]) no anaovana ny fankalazana izay ahitàna olona mifampitantana mitandavana amin'ny moron-dranomasin'i Katalonia ( Faritra avaratra atsinanan'i Espaina), izay heverina ho ny filaharana lava indrindra [2]natao tany amin'ny Fiombonambe Eoropeana hatramin'izay. Ny fiarahamonim-pirenena Catalan National Assembly [3] (CNA) Antenimieram-pirenena Katalàna no nikarakara ny fifampitantanana, entiny hampisehoana ny fitombon'ny olona manohana ny safidy ho amin'ny fahaleovantena ary hanerena ny governemantam-paritra hanomboka ny dingana fifampiraharahana amin'ny governemanta Espaniola.
Olona maherin'ny 400.000 izay nandefa fanehan-kevitra, sary sy lahatsary momba ny Làlan'i Katalàna no azo arahana amin'ny alàlan'ity tranonkala [4]ity ary ny tenifototra #11s2013 sy #viacatalana.
Katalàna [5]an'hetsiny teo amin'ny tantaran'ilay faritra no nidina an-dàlam-be tany Bercelone tamin'ny 11 Septambra 2012 namonjy ny fihaonam-ben'ny [6]mpomba ny fahazahoana ny fahaleovantena, izay nokarakarain'ny CNA [3]. Vokatr'izany dia nanapa-kevitra ny fitondrana miara-mitantana Convergència i Unió (CiU), entin'ny hery havanana sy ny afovoany, fa haroso amin'ny 25 Novambra 2012 ny fifidianana eny anivon'ny [7] faritra. Tafakatra 70% ny sala-pahavitrihina, izay ny ambony indrindra tato anatin'ny 30 taona, ary ireo antoko politika efatra izay nanao ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fizakàn-tena (CiU-ERC-ICV-CUP) dia nahazo seza avo roa heny miohatra amin'ireo mpomba ny fihazohazoana (PSC-PP-C). Raha fintinina izany dia fahavoazana tanteraka ny an'ireo antoko roa lehibe tao Katalonia – ny mpiara-mitantana afovoany sy ankavanana ny CiU sy ny PSC sosialista.
Hanehoany ny fanohananay sy ho famporisihina amin'ny fandraisana anjara dia nikarakara fifampitantanana tany amin'ny tanàna maro samy hafa ny fiarahamonim-pirenena Katalàna. Ireto ambany ireto misy angon-tsary sy lahatsary vitsivitsy..
Hold Your Hand. #ViaWDC [8] #ViaCatalanaMon [9] #inforac1 [10] pic.twitter.com/eYUQtSMXLS [11]
— Gustau Alegret (@GustauAlegret) September 4, 2013 [12]
Mifanomeza tànana. #ViaWDC [8] #ViaCatalanaMon [9] #inforac1 [10] pic.twitter.com/eYUQtSMXLS [11]
— Gustau Alegret (@GustauAlegret) 4 Septembra 2013 [12].
#ViaCatalanaSydney [13] pic.twitter.com/3wmzQR6oMn [14] #viaCatalanaMón [15] #CatalanWay [16] via @CatalanNation [17]
— Laksmí ||★|| #DUI (@Laksmiz) September 4, 2013 [18]
Amb més de 50 persones, la cadena a Praga ha estat un èxit! #viacatalanamon [19] pic.twitter.com/TtLqVbKZcb [20]
— Carles Noguera (@carles_noguera) September 2, 2013 [21]
Olona maherin'ny 50, fahombiazana ny fifampitantanana tany Prague!
Oh, là là! C'est trop jolie! 300 held their hands at the very heart of France #viacatalanamon [19] http://t.co/jBEjQ9Oc52 [22] pic.twitter.com/hmjvLNHvTO [23]
— Catalan Assembly (@catalanassembly) 4 Septambra 2013 [24]
Ooooayy! Tena mahafinaritra be! 300 no nifandray tànana tao afovoan'i Frantsa #viacatalanamon [19] http://t.co/jBEjQ9Oc52 [22] pic.twitter.com/hmjvLNHvTO [23]
Catalans sing anthem and demand independence from Spain in New York:: http://t.co/RW5ZuLGtW8 [25] via @YouTube [26]
— Adrià Alsina (@AdriaAlsina) September 1, 2013 [27]
Mihira ny hiram-pirenena ireo Katalàna ary mangataka ny fahaleovantenany amin'i Espaina any New York: http://t.co/RW5ZuLGtW8 [25] via @YouTube [26]
— Adrià Alsina (@AdriaAlsina) 1 Septambra 2013 [27]
Video (no emès) de la cadena humana ahir a la Gran Muralla Xinesa http://t.co/74OSQM3wE9 [28] #ViaCatalana [29]
— Sergi Vicente (@sergivicente) September 1, 2013 [30]
Lahatsary (tsy nalefa) misy ny fifandraisan-tànana tany amin'ny Rindrimben'i Shina omaly
Fa efecte. Desenes d'independentistes a la Gran Muralla de la Xina #viacatalanamón [31] via @eduardvoltas [32].pic.twitter.com/k5AskpNtWp [33]“
— lluc salellas vilar (@llucsalellas) August 31, 2013 [34]
Eduard: “Lasa adala ny Katalàna maneran-tany” Iluc: “Mba marina mafy. Ampolony maro ireo mpitaky fahaleovantena no tany amin'ny rindrimben'i Shina.”
Cadena a Buenos Aires! #viacatalanamon [19] Més de 250 persones a Plaza Congreso! Gran #ViaCatalana [29] pic.twitter.com/X1pWXTf2HD [35]
— Berta (@bertags) August 25, 2013 [36]
Fifandraisan-tànana tany Buenos Aires! # viacatalanamon olona maherin'ny 250 tao amin'ny Kianjan'ny Kaongresy! Fatratra
— Berta (@bertags) 25 Aogositra 2013 [36]
Estic plena d'orgull!! #ViaCatalana [29] a #BANGKOK [37]!! (http://t.co/WmTZzLnJgB [38]) #viacatalanamon [19]
— Cristina Figueras (@cristinuti) September 1, 2013 [39]
Feno fireharehana aho !!
!
Nova York -@ggarolera [40]- #ViaCatalana [29] pic.twitter.com/8ke8HKeNNk [41]
— Oriol Rosés i Belló (@oriolroses) September 1, 2013 [42]
Cadena per la independència a #Helsinki [43] #ViaCatalana [29] #viacatalanamon [19] pic.twitter.com/ki0spmvmek [44]
— Pau Rodríguez i Ruiz (@Pauroru) August 31, 2013 [45]
#ViaLondres [46] #ViaCatalana [29] #ViaCatalanaMon [9] pic.twitter.com/zqyfHqAjSK [47]
— Kieron Merrett (@kieronam) August 31, 2013 [48]