- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bangladesh : Ireo Hetsi-Panoherana Tany #Shahbag

Sokajy: Bangladesh, Pakistana, Ady & Fifandirana, Mediam-bahoaka
Shahbag= crowd praying blogger Rajiv's janaza. Image by Mohammad Asad. Copyright Demotix (16/2/2013) [1]

Hetsi-panoherana #Shahbag tamin'ny16 Febroary 2013. Sary avy amin'i  Mohammad Asad. Fizakà-manana Demotix

Efa nokotrehina am-polo taona maro ity fotoana ity. Mitaky ny hanamelohana ho faty ireo nanao heloka an'ady nandritra ny nanafahana an'i Bengladesh teo ambany vahohon'i Pakistana tamin'ny 1971  ireo olona an'hetsiny nameno an'i Shahbag, fihaonan-dàlana iray ao afovoan'i Dhaka renivohitra.

Tamin'ny 5 Febroary 2013, nandray fanapahan-kevitra ireo  mpitoraka Bilaogy sady Mpikatroa mafàna fo ety amin'ny Tambazotran'ny Aterineto [2](BOAN) ny hamory ny olona tao Shahbag sy hitaky ny fanamelohana ho faty ny sekretera jeneralin'ny antoko Islamista Jamaat-e-Islami, [3]Abdul Quader Mollahy, ora vitsy taorian'ny nivoahan'ny saziny higadra mandra-pahafaty [4]noho ireo vonoan'olona 344, fanolanana ary herisetra nataony tamin'ny 1971 .

Nanomboka teo, dia niely ny fangatahana ho faty ho an'ireo meloka an'ady izay mbola any amin'ny fitsarana ary nihanaka nanerana ny firenena toy ny vovoka ny hetsi-panoherana.

Toa an'i Mollah, dia maro ireo lazaina fa meloka an'ady no efa mpiasam-panjakana ary manana fiainana tsimatimanota any Bengladesh nandritra ny ampolotaona maro hatramin'ny 2010 fotoana izay nanetsehan'ny International Crimes Tribunal  [5](ICT) na Fitsarana Iraisam-pirenena Momba Ny Heloka Bevava  [5]indray ny fanenjehana azy ireo.

Ireo tatitra momba ny  #Shahbag nataonay (amin'ny teny Anglsy ny rohy sasany)

1 Apr: Bangladesh Authorities Go After Bloggers, Claim They Are ‘Anti-Muslim’  [6]

16 Mar: Fanafihana Ny Hindo Tao Bengladesh, Valifaty Noho Ny Fanamelohana Ho Faty Ilay Lehiben'ny Islamista [7]

5 Mar: Violence Flares in Bangladesh Over Islamist Leader's Death Sentence [8]

1 Mar: #Shahbag Protesters Fight off Atheist Shadow Cast by Islamist Groups [9]

1 Mar: Religion Warps Politics as Bangladesh War Crimes Protests Continue [10]

27 Feb: What India Can Learn From #Shahbag [11]

19 Feb: Videos from #Shahbag, Bangladesh's Generation Square [12]

18 Feb: #Shahbag Protesters Bid Farewell to Brutally Murdered Blogger [13]

16 Feb: Vitan'ny Artista Bangladeshi Ny Sariitatry Ny Hetsi-Panoherana Ao Shahbag [14]

15 Feb: #Shahbag Blogger Hacked To Death [15]

14 Feb: Tafaray Ao Shahbag Ny Bangladeshi Noho Ny Faha-42 Taonan'ny Heloka an'Ady [16]

11 Feb: Niavaka Ny Isan'ireo Vehivavy tonga Namonjy Ny Fihetsiketsehana Tao Shahbag Bangladesy [17]

10 Feb: An-tsary: Vahoaka Nitokona Tao Shahbag [18]

10 Feb: #Shahbag in a 140 Characters [19]

8 Feb:  Bangladesh: Mankany Shahbag Avokoa Ny Làlana Rehetra [20]

7 Feb: Bangladesh: Mitaky Ny Fanamelohana Ho Faty Ireo Meloka An'Ady Tamin'ny 1971 Ireo Mpanao Fihetsiketsehana [21]

10 Dec 2012: ‘The Economist’ Accused of Hacking by Bangladesh's War Crimes Tribunal [22]

Ireo loharanom-baovao

Twitter
Ireo tenifototra: #Shahbag [29] | #Shahbagh [30]
Araho : @Shahbaginfo [31] | @Shahbagorg [32]

Azafady, mifandraisa amin'ny Global Voices Azia Atsimo sy Bangla Lingua Editor Rezwan [33],raha toa ka manana rohy na hevitra na te-hanampy ity loharanom-baovao ity ianao.