15 Septambra 2013

Tantara tamin'ny 15 Septambra 2013

Fanabeazana Shiliana : ‘ Tsy Mila Rafitra Ara-Barotra, Tsy Mila SIMCE’

  15 Septambra 2013

Fanentanana nokarakarain'ny vondron'ireo mpifanerasera eny amin'ny fampianarana ambony,  mpampianatra, mpianatra izay te-hanakana ny fepetra ny Rafi-pandrefesana ny kalitaon'ny fanabeazana (SIMCE no fiandohan'ny teny amin'ny fiteny Espaniola ), rafitra iray ho lasira fanaovana tombana ny fari-pahaizan'ireo mpianatra Shiliana ny atsaharo ny SIMCE [es] na (“Alto al SIMCE” amin'ny teny Espaniola). Lazain'io...

Kiobana Mpitsabo Efajato Ho Any Brezila

  15 Septambra 2013

Nandefa taratasy misokatra ho an'ireo mpitsabo Kiobana maherin'ny efajato izay vao tonga vao haingana tany Brezila ary mandrafitra ny vondronà mpitsabo 4.000 voalohany andrasana ho tonga any amin'io firenena io alohan'ny volana Desambra amin'ity taona ity i David Oliveira de Souza

Bangladesh : Ireo Hetsi-Panoherana Tany #Shahbag

  15 Septambra 2013

Efa nokotrehina am-polo taona maro ity fotoana ity. Mitaky ny hanamelohana ho faty ireo nanao heloka an'ady nandritra ny nanafahana an'i Bengladesh teo ambany vahohon'i Pakistana tamin'ny 1971 ireo olona an'hetsiny nameno an'i Shahbag, fihaonan-dàlana iray ao afovoan'i Dhaka renivohitra.