- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fitantarana am-Bilaogy Mivantana Ny Fifidianam-Paritra sy Monisipaly Any Rosia

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Fifidianana, Mediam-bahoaka, Vaovao Mafana, Akon'ny RuNet
Russian election protest in St. Petersburg, 18 December 2011, photo by Yury Goldenshtein, (c) Demotix. [1]

Fihetsiketseha-panoherana nandritra ny fifidianana Rosiana tao St. Petersburg tamin'ny 18 Desambra 2011, Saripikan'i Yury Goldenshtein, (c) Demotix.

Tweets about “#RussiaVotes” [2]