
Fihetsiketseha-panoherana nandritra ny fifidianana Rosiana tao St. Petersburg tamin'ny 18 Desambra 2011, Saripikan'i Yury Goldenshtein, (c) Demotix.
Fehin'ny #RussiaVotes: tsy andro tsara loatra ho an'i Kremlin ka ahiana indray ny fidinanan'ny mpanohitra an-dalambe via @putino
— GlobalVoicesMalagasy (@GlobalVoicesMg) September 9, 2013
Vita isa ny 99,17% . Sobyanin 51,27%, Navalny 27,33% #RussiaVotes via @seansrussiablog
— GlobalVoicesMalagasy (@GlobalVoicesMg) September 9, 2013
Nahazo vato mihoatra noho izay nantenaina i Navalny tamin'ny valim-pifidianana; tsirim-panantenana izany via @finnishzorb #RussiaVotes
— GlobalVoicesMalagasy (@GlobalVoicesMg) September 9, 2013
Fitantarana mivantana am-bilaogy ny fifidianana ao #Russia , resy tamin'ny dingana voalohany i Navalny tao Moskoa #RussiaVotes
— GlobalVoicesMalagasy (@GlobalVoicesMg) September 9, 2013